Fitsanganan’ny vatana amin’ny maty
Laharana 22
- 988 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny Izaho mino kristianina – fiekena ny finoantsika an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy Masina, sy ny asany mahary, mamonjy ary manamasina – dia tonga amin’ny fara tampony amin’ny fanambaràna ny fitsanganan’ny maty …
- 989 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Mino mafy isika, ary manantena amin’izany, fa tahaka an’i Kristy nitsangan-ko velona marina tokoa avy amin’ny maty, ary velona mandrakizay, dia tahaka izany, ireo olo-marina aorian’ny fahafatesan’izy ireo dia ho velona mandrakizay …
- 990 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny teny hoe “nofo” dia enti-milaza ny olombelona amin’ny toetra maha-osa sy mahamety maty azy [15] . Ny “fitsanganan’ny nofo ho velona”, dia midika fa, aorian’ny fahafatesana, tsy ny ain’ny fanahy tsy …
- 991 “ Izaho mino ny fitsanganan’ny vatana amin’ny maty ” Ny mino ny fitsanganan’ny maty ho velona dia singafototra iray tsy azo avela amin’ny finoana kristianina hatrany am-piandohany. “Finoam-pahamarinana kristianina ny fitsanganan’ny maty ho velona ; izany finoana izany no mamelona antsika” …
- 992 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny fitsanganan’ny maty ho velona dia nambaran’Andriamanitra miandalana tamin’ny Vahoakany. Ny fanantenana ny amin’ny fitsanganan’ ny vatan’ny maty ho velona, dia mampanaiky ho vokatry ny finoana avy ao anaty an’ilay Andriamanitra mpahary …
- 993 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny Farisianina [18] sy ny olona betsaka niara-niaina tamin’ny Tompo [19] dia nanantena ny fitsanganan-ko velona. Nampianatra izany tamin’ny fomba hentitra i Jesoa. Izao no navaliny an’ireo Sadoseanina izay nandà izany : …
- 994 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Fa fanampin’izany : Ampiraisin’i Jesoa amin’ny Tenany mihitsy ny finoana ny fitsanganan-ko velona : “Izaho no Fananganan-ko velona sy fiainana” (Jo 11,25). Ny Tenan’i Jesoa ihany no hanangana ho velona amin’ny farandro …
- 995 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Ny hoe vavolombelon’i Kristy, dia “vavolombelon’ny Fitsanganany ho velona” (Asa 1,22) [26] , “nihinana sy nisotro niaraka Taminy taorian’ny Fitsanganany tamin’ny maty” (Asa 10,41). Ny fanantenana kristianina ny amin’ny fitsanganan-ko velona dia …
- 996 Fanambaràna miandalana ny Fitsanganan-ko velona Hatrany am-piandohana, ny finoana kristianina ny amin’ny fitsanganan-ko velona dia tojon’ny tsy fahatakarana an-tsaina sy fanoherana [27] . “Tsy misy na iray aza eo amin’ny lafiny finoana kristianina tojon’ny fanoheran-kevitra afa-tsy ny …
- 997 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Inona ny hoe “mitsangan-ko velona” ? Amin’ny fahafatesana, fisarahan’ny fanahy sy ny vatana, ny vatan’ny olombelona no tratran’ny fahalovana, fa ny fanahiny dia lasa mihaona amin’Andriamanitra, eo am-piandrasana ny iraisany indray amin’ny …
- 998 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Iza no hitsangan-ko velona ? Ny olombelona rehetra izay maty : “Ireo izay nanao soa dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fiainana, fa ireo izay nanao ratsy dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fahaverezana …
- 999 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Amin’ny fomba ahoana ? I Kristy dia nitsangan-ko velona niaraka tamin’ny vatany mihitsy : “Zahao ny tanako sy ny tongotro : Izaho mihitsy ity” (Lk 24,39) ; kanefa tsy niverina tamin’ny fiainana …
- 1000 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Io amin’ny “fomba ahoana” io dia mihoatra ny eritreritsika sy ny saintsika ; tsy mety ho azo afa-tsy amin’ny finoana izany. Kanefa ny fandraisantsika anjara amin’ny Eokaristia no isantarantsika sahady ny fanovàna …
- 1001 Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ? Rahoviana ? Tsy miova intsony fa “amin’ny farandro” (Jo 6,39-40.44.55 ; 11,24) ; “amin’ny faran’izao tontolo izao” [33] . Noho izany, ny fitsanganan’ny maty ho velona dia mifamatotra lalina amin’ny Fahatongavan’i Kristy …
- 1002 Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy Raha marina fa i Kristy no hanangana antsika ho velona “amin’ny farandro”, dia marina koa, amin’ny endrika iray, fa efa natsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy isika. Satria, noho ny Fanahy Masina, ny …
- 1003 Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy Ny mpino, nampiraisina tamin’i Kristy tamin’ny Batemy, dia efa mandray anjara marina amin’ny fiainana any an-danitra misy an’i Kristy nitsangan-ko velona [34] , kanefa io fiainana io dia mijanona ho “miafina miaraka …
- 1004 Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy Eo am-piandrasana izany andro izany, ny vatana sy ny fanahin’ny mpino dia efa mandray anjara sahady amin’ny fahamendrehana ho “an’i Kristy” ; koa avy amin’izany no ilana ny fanajana ny vatan-tenantsika, ary …
- 1005 II. Maty ao amin’i Kristy Jesoa Mba hitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy, tsy maintsy maty miaraka amin’i Kristy, tsy maintsy “miala amin’ity vatana ity, mba handeha hitoetra eo akaikin’ny Tompo” (2 Kôr 5,8). Ao amin’io fialana [35] io, …
- 1016 Ny dikan’ny fahafatesana kristianina Amin’ny fahafatesana no misaraka amin’ny vatana ny fanahy, fa amin’ny fitsanganan-ko velona Andriamanitra no hamerina ny aina tsy mety levona ao amin’ny vatantsika voaova amin’ny fampiraisana azy amin’ny fanahintsika. Tahaka ny nananganana …
- 1017 Ny dikan’ny fahafatesana kristianina “ Mino ny tena fitsanganan-ko velon’ity nofo ananantsika ankehitriny ity tokoa isika ” [57] . Kanefa, vatana mety lo no asitrika ao am-pasana, ary vatana tsy mety lo [58] , “ vatana …
- 1018 Ny dikan’ny fahafatesana kristianina Vokatry ny fahotana tamin’ny fototra, tsy maintsy iharan’ny “ fahafatesam-batana ny olombelona, izay tsy ho nihatra taminy izany raha tsy nanota izy ” [59] .
- 1019 Ny dikan’ny fahafatesana kristianina I Jesoa, Zanak’Andriamanitra, dia niaritra an-tsitrapo ny fahafatesana ho antsika, tao anatin’ny fankatoavana tanteraka sy an-kalalahana ny sitrapon’Andriamanitra, Rainy. Tamin’ny fahafatesany no nandreseny ny fahafatesana, ka amin’izany no anokafany ho an’ny olombelona …