Ny dikan’ny fahafatesana kristianina

Laharana 1018 amin’ny Katesizy

Vokatry ny fahotana tamin’ny fototra, tsy maintsy iharan’ny “fahafatesam-batana ny olombelona, izay tsy ho nihatra taminy izany raha tsy nanota izy ”[59].

Loharano ôfisialy ↗