Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ?

Laharana 998 amin’ny Katesizy

Iza no hitsangan-ko velona ? Ny olombelona rehetra izay maty : “Ireo izay nanao soa dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fiainana, fa ireo izay nanao ratsy dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fahaverezana mandrakizay” (Jo 5,29)[29].

Loharano ôfisialy ↗