Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
561
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
“ Fampianarana mitohy lalandava ny fiainan’i Kristy manontolo : ny fanginany, ny zava-mahagaga nataony, ny fihetsiny, ny fivavahany, ny fitiavany ny olombelona, ny tombom-pitiavany ny madinika sy ny mahantra, ny fanekeny ho …
→
-
562
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Tsy maintsy maka tahaka an’i Kristy ny mpianany, mandra-pahary an’i Kristy ao anatin’izy ireo [323] . “ Noho izany, voakambana ao amin’ny misterin’ ny fiainany isika, mitovy endrika Aminy, tafaray amin’ny fahafatesany …
→
-
563
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Tsy afaka hahatratra an’Andriamanitra eto an-tany, na Mpiandry ondry na Majy, raha tsy mandohalika eo anoloan’ny tranonombin’i Betilehema ary mitsaoka Azy voafina ao amin’ny halemen-jazakely.
→
-
564
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Tamin’ny fankatoavany an’i Maria sy Josefa, ary koa tamin’ny asany tsotra dia tsotra nandritra ny taona maro tao Nazareta no anomezan’i Jesoa antsika oha-pahamasinana eo amin’ny fiainana andavanandron’ny fianakaviana sy ny asa.
→
-
565
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Hatramin’ny fanombohan’ny fiainany ampahibemaso, tamin’ny Bateminy, i Jesoa no ilay " Mpanompo " manokan-tena tanteraka amin’ny tsanganasam-panavotana izay ho tanteraka amin’ny “ batemim ” -pijaliany.
→
-
566
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Ny fakam-panahy tany an’efitra dia mampiseho an’i Jesoa, Mesia manetry tena izay mandresy an’i Satana, noho ny firaiketany manontolo amin’ny fandaharam-pamonjena sitraky ny Ray.
→
-
567
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Teto an-tany no nisantarin’i Kristy ny Fanjakan’ny lanitra. “ Amin’ny alalan’ny teniny sy ny asany ary ny maha-eo Azy, no amirapiratan’io Fanjakana io eo imason’ny olombelona ” [325] . Ny Fiangonana no …
→
-
568
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Ny hampahery ny finoan’ireo apôstôly ho amin’ny fijaliana no kendren’ ny Fiovàn-tarehin’i Kristy : ny fiakarana tany an- " tendrombohitra avo " no manomana ny fiakarana any an-tampon’i Kalvery. Asehon’i Kristy, Lohan’ny …
→
-
569
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Niakatra an-tsitrapo tany Jerosalema i Jesoa, na efa fantany tokoa aza fa ho faty amin’ny herisetra any Izy, noho ny fanoheran’ny mpanota Azy [327] .
→
-
570
Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Mampiseho ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra, ny fidiran’i Jesoa tao Jerosalema, ka ilay Mesia-Mpanjaka raisin’ny ankizy madinika sy ny manetry tena ao am-po, ao an-tanànany, no hanatanteraka izany amin’ny alalan’ny Pakan’ny Fahafatesany sy ny …
→
-
571
“Nijaly i Jesoa faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina”
Ny misterin’ny Paka namantsihana an’i Kristy teo amin’ny Hazofijaliana sy ny Fitsanganany ho velona no votoatin’ny Vaovao Mahafaly, ka ireo apôstôly sy ny Fiangonana manara-dia azy ireo, no tsy maintsy mitory izany …
→
-
572
“Nijaly i Jesoa faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina”
Matoky lalandava ny Fiangonana, amin’ny “fanazavana ny Soratra Masina manontolo” nomen’ny Tenan’i Jesoa mihitsy, na taloha na taorian’ny Pakany [328] : “Moa tsy tokony ho niaritra ireny fijaliana ireny va ny Mesia …
→
-
573
“Nijaly i Jesoa faha-Pôntsy Pilaty, nofantsihana teo amin’ny Hazofijaliana, maty dia nalevina”
Koa, azon’ny finoana atao ny miezaka manadihady ireo toe-javatra niseho momba ny nahafatesan’i Jesoa, ampitain’ny Evanjely araka ny tena izy [329] ary hazavain’ny loharanon-tantara hafa, mba hahazoan’ny saina tsaratsara kokoa ny hevitra …
→
-
574
Paragrafy 1. Jesoa sy Israely
Vao nanomboka ny raharaham-pamonjena ampahibemaso i Jesoa, dia efa niray tsikombakomba amin’izay hahavoazana Azy ny Farisianina sy ny mpomba an’i Herôda, niaraka tamin’ny mpisorona sy ny mpahay lalàna [330] . Tamin’ireo asa …
→
-
575
Paragrafy 1. Jesoa sy Israely
Betsaka tokoa izany ny asa sy ny tenin’i Jesoa no “famantarana hotoherina” [340] , ho an’ireo mpitondra ara-pivavahana tao Jerosalema, izay antsoin’ny Evanjelin’i Md Joany matetika hoe “ny Jody” [341] , ary …
→
-
576
Paragrafy 1. Jesoa sy Israely
I Jesoa, teo imason’ny maro tao Israely, dia toa manao asa amam-pihetsika manohitra ny fototry iorenan’ny Vahoaka voafidy : - ny fankatoavana ny Lalàna mirakitra manontolo ireny didiny voasoratra ireny, ary ho …
→
-
577
I. I Jesoa sy ny Lalàna
Fampitandremana ampahibemaso no nataon’i Jesoa tamin’ny fanombohana ny Toriteny teo an-Tendrombohitra, izay teo Izy no nanolotra ny Lalàna nomen’Andriamanitra teo Sinaia tamin’ny Fanekem-pihavanana Voalohany, teo ambany fitsilovan’ny fahasoavan’ny Fanekem-pihavanana Vaovao : “Aza …
→
-
578
I. I Jesoa sy ny Lalàna
I Jesoa, ilay Mesian’i Israely, ilay lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra àry, dia tsy maintsy nanatanteraka ny Lalàna manontolo hatramin’ny didy madinika indrindra, araka ny teny naloakan’ny vavany ihany. Izy mihitsy …
→
-
579
I. I Jesoa sy ny Lalàna
Io fitsipika fototra mahakasika manontolo ny fitandremana ny Lalàna io, izay tsy ara-bakiteny ihany fa ara-panahy koa, dia sarobidy ho an’ny Farisianina. Ny fampisongadinana azy ity ho an’i Israely no nitarihan’ny Farisianina …
→
-
580
I. I Jesoa sy ny Lalàna
Tsy ho tanteraka an-tsakany sy an-davany ny Lalàna, afa-tsy amin’ny asan’ Izy Andriamanitra Mpanao lalàna ihany, ao amin’ny Tenan’ny Zanany izay nateraka teo ambanin’ny Lalàna [354] . Ao amin’i Jesoa, tsy voasokitra …
→