Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Laharana 567 amin’ny Katesizy
Teto an-tany no nisantarin’i Kristy ny Fanjakan’ny lanitra. “Amin’ny alalan’ny teniny sy ny asany ary ny maha-eo Azy, no amirapiratan’io Fanjakana io eo imason’ny olombelona”[325]. Ny Fiangonana no tsiry sy santatr’io Fanjakana io. Nankinina tamin’i Piera ny fanalahidiny.