Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Laharana 563 amin’ny Katesizy
Tsy afaka hahatratra an’Andriamanitra eto an-tany, na Mpiandry ondry na Majy, raha tsy mandohalika eo anoloan’ny tranonombin’i Betilehema ary mitsaoka Azy voafina ao amin’ny halemen-jazakely.