Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema

Laharana 561 amin’ny Katesizy

“Fampianarana mitohy lalandava ny fiainan’i Kristy manontolo : ny fanginany, ny zava-mahagaga nataony, ny fihetsiny, ny fivavahany, ny fitiavany ny olombelona, ny tombom-pitiavany ny madinika sy ny mahantra, ny fanekeny ho sorona manontolo teo amin’ny Hazofijaliana ho fanavotana an’izao tontolo izao, ny Fitsanganany ho velona, dia fampiharana ny  teniny sy fanatanterahana ny Fanambaràna”[322].

Loharano ôfisialy ↗