Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema
Laharana 569 amin’ny Katesizy
Niakatra an-tsitrapo tany Jerosalema i Jesoa, na efa fantany tokoa aza fa ho faty amin’ny herisetra any Izy, noho ny fanoheran’ny mpanota Azy[327].