Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 661 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” Mifamatotra lalina amin’ilay voalohany ity dingana farany ity, izany hoe tamin’ilay fidinana avy any an-danitra tanteraka tamin’ny Fahatongavana ho nofo. Ilay izay “avy ao amin’ny Ray” irery no afaka “miverina mankany amin’ny …
  2. 662 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” “Ary Izaho rahefa tafasandratra hiala amin’ny tany, dia hitarika ny olombelona rehetra hanatona Ahy” (Jo 12,32). Ny fanandratana teo amin’ny Hazofijaliana dia midika sy milaza ny fanandratana amin’ny Fiakarana any an-danitra, izay …
  3. 663 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” I Kristy, nanomboka hatreo, dia mipetraka eo an-kavanan’ny Ray : “Ny hoe an-kavanan’ny Ray dia ny voninahitra sy ny haja maha-Andriamanitra, ka ilay Zanak’Andriamanitra izay nisy talohan’ny taonjato rehetra amin’ny maha-Andriamanitra sady …
  4. 664 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” Ny fipetrahana eo an-kavanan’ny Ray dia midika fitokanana ny fanjakan’ny Mesia, fahatanterahan’ny fahitan’i Daniela mpaminany ny amin’ilay Zanak’ olona : “Nomena Azy ny fanapahana, ny voninahitra amam-panjakana, ary manompo Azy avokoa ny …
  5. 665 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” Ny fiakaran’i Kristy any an-danitra no milaza ny fidirana tanteraka ny maha-Olombelona an’i Jesoa ao amin’ny fonenan’Andriamanitra any an-danitra, ary avy any Izy mbola ho avy indray [591] , saingy mandra-pahatongan’izany, tsy …
  6. 666 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” I Jesoa-Kristy, Lohan’ny Fiangonana, dia mialoha antsika ao amin’ny Fanjakana be voninahitry ny Ray, mba hiainantsika rantsambatan’ny Vatany amin’ny fanantenana fa indray andro any, hiaraka Aminy mandrakizay.
  7. 667 “ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra” I Jesoa-Kristy, nony tafiditra io indray mandeha io ihany ao amin’ny toerana masina any an-danitra, dia manalalana tsy an-kijanona ho antsika amin’ny maha-Mpanelanelana Azy izay miantoka tsy tapaka ny fandrotsahana ny Fanahy …
  8. 668 Efa manjaka sahady i Kristy amin’ny alalan’ny Fiangonana … “Maty i Kristy ary velona indray, mba haha-Tompon’ny maty sy ny velona Azy” (Rôm 14,9). Ny Fiakaran’i Kristy any an-danitra dia ilazana ny fandraisan’ny maha-olombelona Azy anjara amin’ny hery sy amin’ny fahefan’Andriamanitra …
  9. 669 Efa manjaka sahady i Kristy amin’ny alalan’ny Fiangonana … Amin’ny maha-Tompo an’i Kristy, mbola Izy koa no Lohan’ny Fiangonana izay Vatany [595] . Nakarina any an-danitra sy nomem-boninahitra Izy, ka araka izany, nahatanteraka an-tsakany sy an-davany ny asa nanirahana Azy, nefa …
  10. 670 Efa manjaka sahady i Kristy amin’ny alalan’ny Fiangonana … Tafiditra amin’ny fahatontosany ny fandaharan’Andriamanitra, nanomboka tamin’ny Fiakarana any an-danitra. Efa ao amin’ny “ora farany” isika (1 Jo 2,18) [599] . “Efa tonga ho antsika àry izany ny fotoana farany. Efa azo …
  11. 671 … eo am-piandrasana ny haneken’ny zavatra rehetra Azy Efa tonga ao amin’ny Fiangonany ny Fanjakan’i Kristy, nefa tsy mbola tontosa “amim-pahefana sy amim-boninahitra lehibe” (Lk 21,27) [603] amin’ny fahatongavan’ny Mpanjaka eto ambonin’ny tany. Mbola tafihan’ireo hery amam-pahefan’ny ratsy io Fanjakana …
  12. 672 … eo am-piandrasana ny haneken’ny zavatra rehetra Azy I Kristy, talohan’ny Fiakarany any an-danitra, dia nilaza marina fa tsy mbola izao no fotoanan’ny fananganana amim-boninahitra ny Fanjakan’ny Mesia nandrasan’i Israely [610] , izay tsy maintsy hitondrana ho an’ny olombelona rehetra, …
  13. 673 Fanantenan’i Israely, ny fahatongavan’ny Tompo amim-boninahitra Nanomboka tamin’ny Fiakarana any an-danitra, dia antomotra [617] ny fahatongavan’i Kristy amim-boninahitra, na dia “tsy antsika aza ny mahalala ny andro sy ny fotoana izay nalahatry ny Ray amin’ny fahefany irery” (Asa …
  14. 674 Fanantenan’i Israely, ny fahatongavan’ny Tompo amim-boninahitra Mijanona eo amin’ny fotoana rehetra amin’ny tantara ny fahatongavan’ny Mesia enim-boninahitra [621] , ho amin’ny fankatoavan’i Israely manontolo izany [622] , izay “ny sasany manamafy ny fony” [623] amin’ny “tsy finoana” (Rôm …
  15. 675 Ny Fitsapan-toetra faran’ny Fiangonana Alohan’ny fahatongavan’i Kristy, dia tsy maintsy mandalo fitsapan-toetra farany, izay hanozongozona ny finoan’ny mpino maro be, ny Fiangonana [626] . Ny fanenjehana izay manjohy ny fivahiniany eto ambonin’ny tany [627] , no …
  16. 676 Ny Fitsapan-toetra faran’ny Fiangonana Izany famitahan’ny antikristy izany dia misoritra sahady eto amin’izao tontolo izao, isaky ny misy mihambo hanatanteraka amin’ny tantara ny fanantenana mesia izay tsy mety ho tontosa raha tsy any ankoatra ny tantara …
  17. 677 Ny Fitsapan-toetra faran’ny Fiangonana Tsy hiditra ao amin’ny voninahitry ny Fanjakan’Andriamanitra ny Fiangonana, raha tsy amin’ilay Paka tampony izay hanarahany ny Tompony ao amin’ny fahafatesany sy ny Fitsanganany ho velona [631] . Tsy amin’ny fandresena ara-tantara …
  18. 678 II. Mba hitsara ny velona sy ny maty Taorian’ireo mpaminany [637] sy i Joany-Batista [638] , no nanambaràn’i Jesoa tamin’ ny toriteniny, ny Fitsaràna amin’ny Farandro. Amin’izay no hiharihary ny fitondran-tenan’ny tsirairay [639] sy ny tsiambaratelon’ny fo maro [640] . …
  19. 679 II. Mba hitsara ny velona sy ny maty Tompon’ny fiainana mandrakizay i Kristy. Ny zo feno hitsara tanteraka ny tsanganasa sy ny fon’ny olombelona dia anjarany, amin’ny maha-Mpanavotra an’izao tontolo izao Azy. “Azony” tamin’ny Hazofijaliany io zo io. Ny Ray …
  20. 680 II. Mba hitsara ny velona sy ny maty Efa manjaka sahady amin’ny alalan’ny Fiangonana, i Kristy Tompo, kanefa tsy mbola eo ambany fahefany avokoa ny zava-drehetra amin’izao tontolo izao. Tsy ho tonga ny fandresen-dehibe ny Fanjakan’i Kristy raha tsy misy …