“ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra”

Laharana 665 amin’ny Katesizy

Ny fiakaran’i Kristy any an-danitra no milaza ny fidirana tanteraka ny maha-Olombelona an’i Jesoa ao amin’ny fonenan’Andriamanitra any an-danitra, ary avy any Izy mbola ho avy indray[591], saingy mandra-pahatongan’izany, tsy hitan’ny mason’olombelona Izy[592].

Loharano ôfisialy ↗