Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1001
Ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona indray ?
Rahoviana ? Tsy miova intsony fa “amin’ny farandro” (Jo 6,39-40.44.55 ; 11,24) ; “amin’ny faran’izao tontolo izao” [33] . Noho izany, ny fitsanganan’ny maty ho velona dia mifamatotra lalina amin’ny Fahatongavan’i Kristy …
→
-
1002
Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy
Raha marina fa i Kristy no hanangana antsika ho velona “amin’ny farandro”, dia marina koa, amin’ny endrika iray, fa efa natsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy isika. Satria, noho ny Fanahy Masina, ny …
→
-
1003
Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy
Ny mpino, nampiraisina tamin’i Kristy tamin’ny Batemy, dia efa mandray anjara marina amin’ny fiainana any an-danitra misy an’i Kristy nitsangan-ko velona [34] , kanefa io fiainana io dia mijanona ho “miafina miaraka …
→
-
1004
Mitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy
Eo am-piandrasana izany andro izany, ny vatana sy ny fanahin’ny mpino dia efa mandray anjara sahady amin’ny fahamendrehana ho “an’i Kristy” ; koa avy amin’izany no ilana ny fanajana ny vatan-tenantsika, ary …
→
-
1005
II. Maty ao amin’i Kristy Jesoa
Mba hitsangan-ko velona miaraka amin’i Kristy, tsy maintsy maty miaraka amin’i Kristy, tsy maintsy “miala amin’ity vatana ity, mba handeha hitoetra eo akaikin’ny Tompo” (2 Kôr 5,8). Ao amin’io fialana [35] io, …
→
-
1006
Ny fahafatesana
“Eo anoloan’ny fahafatesana no tonga amin’ny fara tampony ny zavatra saro-pantarina momba ny toe-piainan’olombelona” [37] . Amin’ny lafiny iray, dia ara-pomban’ny zavaboary ny fahafatesan’ny vatana, nefa ho an’ny finoana dia “tambin’ny ota” …
→
-
1007
Ny fahafatesana
Fiafaran’ny fiainana eto an-tany ny fahafatesana . Voarefin’ny fotoana ny fiainantsika, ary mandritra izany dia miova isika, mihaantitra, ary toy ny ao amin’ireo zavamananaina rehetra eto an-tany no itrangan’ny fahafatesana ho toy …
→
-
1008
Ny fahafatesana
Vokatry ny fahotana ny fahafatesana . Amin’ny maha-mpivaofy marina ny voalazan’ny Soratra Masina [40] sy ny Lovam-pampianarana ny Toniam-pampianaran’ ny Fiangonana, dia mampianatra izy fa tafiditra teto amin’izao tontolo izao ny fahafatesana …
→
-
1009
Ny fahafatesana
Novàn’i Kristy ny fahafatesana . I Jesoa, ilay Zanak’Andriamanitra, dia niaritra koa ny fahafatesana, izay tandra vadin-koditry ny toe-piainan’olombelona. Kanefa, na teo aza ny horohoro aman-tahotra nanjo Azy nanoloana izany [44] , …
→
-
1010
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Noho i Kristy, misy dikany marina ny fahafatesana kristianina. “Raha ny amiko, dia i Kristy no ahavelomako ary ny fahafatesana no ahazoako tombony” (Filip 1,21). “ Teny mahatoky tokoa izao : raha …
→
-
1011
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Amin’ny fahafatesana no miantso ny olombelona hankany Aminy Andriamanitra. Izany no ahafahan’ny kristianina mahatsapa, manoloana ny fahafatesana, ny faniriana mitovy amin’ny an’i Md Paoly hoe : “Iriko ny handeha ho any amin’i …
→
-
1012
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Ny fahitan’ny kristianina ny fahafatesana [51] dia voambara amin’ny fomba manan-tombo sy manokana ao amin’ny litorzian’ny Fiangonana : Ho an’ireo izay mino Anao ry Tompo, miofo ny aina fa tsy levona ; …
→
-
1013
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Ny fahafatesana no fiafaran’ny fivahinian’ny olombelona eto an-tany, fiafaran’ny fotoanan’ny fahasoavana sy ny famindram-po izay natolotr’Andriamanitra azy mba hanatontosany ny fiainany teto an-tany araka ny fandaharan’Andriamanitra sy mba hanapahany hevitra ny amin’ny …
→
-
1014
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Mamporisika antsika ny Fiangonana mba hiomanantsika amin’ny andron’ny fahafatesantsika (“Afaho izahay, ry Tompo, amin’ny fahafatesana tampoka sy tsy ampoizina” : Litania tranain’ny olomasina), hangataka amin’ny Renin’ Andriamanitra hitalaho ho antsika “amin’ny fotoana …
→
-
1015
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
“ Ny nofo no iompanan’ny famonjena ” [56] . Mino an’Andriamanitra izay mpahary ny nofo isika; mino ny Teny tonga nofo mba hanavotra ny nofo isika ; mino ny fitsanganan’ny nofo ho …
→
-
1016
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Amin’ny fahafatesana no misaraka amin’ny vatana ny fanahy, fa amin’ny fitsanganan-ko velona Andriamanitra no hamerina ny aina tsy mety levona ao amin’ny vatantsika voaova amin’ny fampiraisana azy amin’ny fanahintsika. Tahaka ny nananganana …
→
-
1017
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
“ Mino ny tena fitsanganan-ko velon’ity nofo ananantsika ankehitriny ity tokoa isika ” [57] . Kanefa, vatana mety lo no asitrika ao am-pasana, ary vatana tsy mety lo [58] , “ vatana …
→
-
1018
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Vokatry ny fahotana tamin’ny fototra, tsy maintsy iharan’ny “ fahafatesam-batana ny olombelona, izay tsy ho nihatra taminy izany raha tsy nanota izy ” [59] .
→
-
1019
Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
I Jesoa, Zanak’Andriamanitra, dia niaritra an-tsitrapo ny fahafatesana ho antsika, tao anatin’ny fankatoavana tanteraka sy an-kalalahana ny sitrapon’Andriamanitra, Rainy. Tamin’ny fahafatesany no nandreseny ny fahafatesana, ka amin’izany no anokafany ho an’ny olombelona …
→
-
1020
“Izaho mino ny fiainana mandrakizay”
Ny kristianina izay mampiray ny fahafatesan’ny tenany amin’ny an’i Jesoa dia mahita ny fahafatesana ho fandehanana ho any Aminy sy fidirana any amin’ny fiainana mandrakizay. Ny Fiangonana, rahefa avy nilaza farany ny …
→