Ny dikan’ny fahafatesana kristianina

Laharana 1015 amin’ny Katesizy

“Ny nofo no iompanan’ny famonjena”[56]. Mino an’Andriamanitra izay mpahary ny nofo isika; mino ny Teny tonga nofo mba hanavotra ny nofo isika ; mino ny fitsanganan’ny nofo ho velona, fahavitan’ny fahariana sy ny fanavotana ny nofo isika.

Loharano ôfisialy ↗