Ny dikan’ny fahafatesana kristianina
Laharana 1012 amin’ny Katesizy
Ny fahitan’ny kristianina ny fahafatesana[51] dia voambara amin’ny fomba manan-tombo sy manokana ao amin’ny litorzian’ny Fiangonana :
Ho an’ireo izay mino Anao ry Tompo, miofo ny aina fa tsy levona ; ary rahefa tapitra ny fonenan’izy ireo eto an-tany, dia efa manana fonenana mandrakizay any an-danitra sahady izy ireo[52].