Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
421
IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy”
“ Ity izao tontolo izao ity, amin’ny finoana kristianina, dia naorina sy natao haharitra eo ambany fitahirizan’ny fitiavan’ny Mpahary ; marina, fa lavo teo ambany fanandevozan’ny fahotana izy, kanefa nomontsanin’i Kristy tamin’ny …
→
-
422
Ny Vaovao Mahafaly : naniraka ny Zanany Andriamanitra
“Fa nony feno ny andro, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, sy nateraka teo ambanin’ny Lalàna, mba hanafaka izay teo ambanin’ny Lalàna, sy handraisantsika ny fananganan-janaka” (Gal 4,4-5). Indro ny Vaovao …
→
-
423
Ny Vaovao Mahafaly : naniraka ny Zanany Andriamanitra
Mino sy miaiky isika fa i Jesoa avy any Nazareta, Jody nateraky ny tovovavy taranak’i Israely, tao Betilehema, tamin’ny andron’i Herôda Lehibe mpanjaka sy ny amperora Sezara Aogosta I, mpandrafitra ny asany, …
→
-
424
Ny Vaovao Mahafaly : naniraka ny Zanany Andriamanitra
Entanin’ny fahasoavan’ny Fanahy Masina sy taomin’ny Ray isika, ka mino sy miaiky ny amin’i Jesoa hoe : “Ianao no Kristy, Zanak’Andriamanitra velona” (Mt 16,16). Eo ambonin’ny vatolampin’izany finoana nambaran’i Md Piera ampahibemaso …
→
-
425
“Mitory ny haren’i Kristy tsy taka-polopolorina” (Efez 3,8)
Ny fampitana ny finoana kristianina, dia ny fitoriana an’i Jesoa-Kristy aloha, mba hitondra ho amin’ny finoana Azy. Hatrany am-piandohana no efa maimain’ny faniriana hitory an’i Kristy ny mpianatra voalohany : “Fa raha …
→
-
426
Ny votoatin’ny katesezy : i Kristy
“Zava-dehibe tsy azo avela amin’ny votoatin’ny katesezy ny ahitantsika Olona iray, dia i Jesoa avy any Nazareta, Zanaka Lahitokan’ny Ray (…), izay nijaly sy maty ho antsika, ary nitsangan-ko velona izao, ka …
→
-
427
Ny votoatin’ny katesezy : i Kristy
“I Kristy Teny tonga nofo sy Zanak’Andriamanitra, no ianarana amin’ny katesezy – miankina amin’ny fifandraisana Aminy ny sisa rehetra ; ary i Kristy irery ihany no mampianatra, fa ny hafa rehetra dia …
→
-
428
Ny votoatin’ny katesezy : i Kristy
Noho izany, izay voantso “hampianatra ny amin’i Kristy” dia tsy maintsy “io tombon-tsoa ambony dia ambony io, izay tsy inona fa ny fahalalana an’i Kristy”, no kendreny aloha ; tsy maintsy “manaiky …
→
-
429
Ny votoatin’ny katesezy : i Kristy
Avy amin’izany fahalalana amim-pitiavana an’i Kristy izany no ipoiran’ny faniriana hanambara Azy, sy “hitory ny evanjely”, ary hitarika ny hafa hanao “eny’” amin’ny finoana an’i Jesoa-Kristy. Nefa atao tsapa koa amin’izany fotoana …
→
-
430
I. Jesoa
“Andriamanitra mamonjy” no dikan’ny hoe J esoa , amin’ny teny hebrio. Tamin’ny andron’ny Filazana, ny Anjely Gabriely no nanome azy ho anaran-tsamirery ny anarana hoe Jesoa, izay sady milaza ny maha-izy Azy …
→
-
431
I. Jesoa
Andriamanitra, ao amin’ny tantaram-pamonjena, dia tsy afa-po fotsiny tamin’ny nanafahany an’i Israely “tao an-toeram-panandevozana” (Det 5,6) izay namoahany azy avy tao Ejipta, fa mbola namonjy azy koa tamin’ny fahotan’izy ireo. Satria fanalam-baraka …
→
-
432
I. Jesoa
Ny anarana hoe Jesoa dia midika fa ny anaran’Andriamanitra ihany no ao amin’ny tenan’ny Zanany [12] tonga olombelona, ho fanavotana an’izao tontolo izao amin’ny fahotana, sady ho fanavotana mandrakizay. Jesoa no anaran’ …
→
-
433
I. Jesoa
Nantsoin’ny mpisorombe indray mandeha isan-taona ny anaran’ Andriamanitra Mpamonjy, mba ho fanonerana ny fahotan’i Israely, rahefa namafy ny ràn-tsorona teo amin’ny saron’ny Fiaran’ny fanekena ao amin’ny Masin’ny Masina izy [16] . Ny …
→
-
434
I. Jesoa
Manome voninahitra ny anaran’Andriamanitra Mpamonjy [18] ny Fitsanganan’ i Jesoa ho velona, satria nanomboka tamin’izay, dia ny anaran’i Jesoa no maneho ny hafenoan’ny hery ambony indrindra amin’ “ny anarana mihoatra noho ny …
→
-
435
I. Jesoa
Ny anaran’i Jesoa no ao amin’ny votoatin’ny fivavahana kristianina. Ny vavaka litorzika rehetra dia miafara amin’ny rijan-teny hoe “amin’ny alalan’i Jesoa-Kristy Tomponay”. Ao amin’ny hoe “ary nosoavina i Jesoa nateraky ny kibonao” …
→
-
436
II. Kristy
Ny teny hoe Kristy, dia avy teny grika nandikàna ny teny hebrio hoe “Mesia”, ka “voahosotra” no dikany. Tsy tonga anaran-tsamirerin’i Jesoa io, raha tsy tontosany an-tsakany sy an-davany ny irak’Andriamanitra, izay …
→
-
437
II. Kristy
Tahaka ny ahaterahan’ilay Mesia nampanantenaina an’i Israely no nilazan’ ny Anjely tamin’ireo mpiandry ondry ny fahaterahan’i Jesoa : “Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia i Kristy Tompo” (Lk …
→
-
438
II. Kristy
Ny fanokanana an’i Jesoa ho Mesia no maneho ny fanirahan’ Andriamanitra Azy. “Ny fanampin’izany dia izay tondroin’io anarany io rahateo ihany, satria ao amin’ny anaran’i Kristy dia tsy ambara amin’ny fomba mivantana …
→
-
439
II. Kristy
Betsaka ny Jody sy ny sasantsasany tamin’ny jentily, izay nizara ny fanantenan’izy ireo, no nahafantatra tao amin’i Jesoa ny toetra fototra an’ilay Mesia “zanak’i Davida”, nampanantenain’Andriamanitra an’i Israely [34] . Neken’i Jesoa …
→
-
440
II. Kristy
Noraisin’i Jesoa ny fiekem-pinoan’i Piera izay nahafantatra Azy ho Mesia, tamin’ny nilazany ny fijaliana tsy ho ela hanjo ny Zanak’olona [38] . Naborany ny tena votoatin’ny fiandrianana maha-Mpanjaka ny Mesia, izay sady …
→