Ny Vaovao Mahafaly : naniraka ny Zanany Andriamanitra
Laharana 424 amin’ny Katesizy
Entanin’ny fahasoavan’ny Fanahy Masina sy taomin’ny Ray isika, ka mino sy miaiky ny amin’i Jesoa hoe : “Ianao no Kristy, Zanak’Andriamanitra velona” (Mt 16,16). Eo ambonin’ny vatolampin’izany finoana nambaran’i Md Piera ampahibemaso izany, no nanorenan’i Kristy ny Fiangonany[4].