Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1041
V. Ny Fitsaràna farany
Miantso ho amin’ny fibebahana, ny hafatry ny Fitsaràna farany, dieny mbola omen’Andriamanitra ny olombelona “ny fotoana tsara, ny androm-pamonjena” (2 Kôr 6,2). Izany no miteraka tahotra masina an’Andriamanitra, sy mandrisika hanao ny …
→
-
1042
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Amin’ny farandro, ho tonga amin’ny hafenoany ny Fanjakan’ Andriamanitra. Aorian’ny fitsaràna ny daholobe, hanjaka mandrakizay miaraka amin’i Kristy ny olo-marina, hohenim-boninahitra amin’ny vatana sy amin’ny fanahy, ary izao tontolon’ny zava-drehetra izao mihitsy …
→
-
1043
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Izany fanavaozana amin’ny fomba mistery izany, izay hanova ny olombelona sy izao tontolo izao, no antsoin’ny Soratra Masina hoe “lanitra vaovao sy tany vaovao” (2 Pi 3,13) [95] . Izany no ho …
→
-
1044
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Ao amin’io “tontolon’ny zava-drehetra vaovao” (Apôk 21,5), ilay Jerosalema any an-danitra io, dia hanana ny fonenany eo anivon’ny olombelona rehetra Andriamanitra. “Hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo ; ny fahafatesana, tsy …
→
-
1045
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Ho an’ny olombelona , izany fanaperana izany no ho fanatontosana farany ny firaisan’ny taranak’olombelona rehetra, sitrak’Andriamanitra hatramin’ ny fahariana, ka ny Fiangonana mivahiny no “toy ny sakramentan’izany” [97] . Ireo izay tafaray …
→
-
1046
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Raha ny amin’izao tontolo izao voarindra , dia milaza marina ny Fanambaràna fa misy fiombonana lalina eo amin’ny anjara fiainan’ny tontolon’ny manam-batana sy ny an’ny olombelona : Fa indrakindrafana be ihany ny …
→
-
1047
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Ny tontolon’ny zava-drehetra hita maso izany dia natokana hiova endrika ihany koa, “mba izao tontolo izao mihitsy, naverina amin’ny toetrany tany am-boalohany, no ho ampiasain’ireo olo-marina, tsy misy zava-misakana intsony na iray …
→
-
1048
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“ Tsy haintsika ny fotoana hahataperan’ ny tany sy ny olombelona rehetra, tsy fantatsika ny fomba fanovàna ny endrik’izao tontolo izao voarindra. Marina fa mandalo ny endrik’izao tontolo izao, nosimban’ny fahotana ; …
→
-
1049
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“Kanefa ny fiandrasana ny tany vaovao, tsy tokony hahaketraka antsika velively ny amin’ny fiahiana hanajary ity tany ity, fa vao mainka aza tokony hanaitaitra izany : ao no itomboan’ny vondrom-pianakavian’olombelona vaovao, izay …
→
-
1050
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“Satria ny vokatra tsara rehetra avy amin’ny voarintsika sy ny orinasantska, izay aelintsika eran-tany araka ny baikon’ny Tompo sy ao amin’ny Fanahiny, dia ho hitantsika indray ireny any aoriana any, saingy voadio …
→
-
1051
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Raha vao maty ny olombelona tsirairay, dia mandray ny valy mandrakizay amin’ny nataony, ao amin’ny fanahiny tsy mety maty, amin’ ny fitsaràna ny tsirairay manokana ataon’i Kristy, Mpitsara ny velona sy ny …
→
-
1052
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“ Mino isika fa ny fanahin’izay rehetra maty ao amin’ny fahasoavan’i Kristy (…), no ilay Vahoakan’Andriamanitra any ankoatra ny fahafatesana, izay ho resy tanteraka amin’ny andron’ny fananganan-ko velona ka amin’izany ireo fanahy …
→
-
1053
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“ Mino isika fa ny vahoaka maro be avy amin’ireo izay tafangona manodidina an’i Jesoa sy i Maria any am-Paradisa, no mamorona ny Fiangonan’ny lanitra, izay ao anatin’ny hasambarana mandrakizay no ahitan’izy …
→
-
1054
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Ireo izay maty anatin’ny fahasoavana sy ny fisakaizana amin’ Andriamanitra, kanefa tsy voadio tanteraka, na azo antoka aza ny famonjena mandrakizay ho azy ireo, dia mijaly amin’ny fandiovana izy ireo aorian’ny fahafatesany, …
→
-
1055
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Noho ny “ fiombonan’ny olomasina ” , ankinin’ny Fiangonana amin’ny famindram-pon’Andriamanitra ireo nodimandry ary anolorany vavaka ho azy ireo, indrindra ny sorona masin’ny Eokaristia.
→
-
1056
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Amin’ny fanarahana ny oha-piainan’i Kristy ny Fiangonana no mampitandrina ny mpino ny amin’ny “ fisian’ny fahafatesana mandrakizay [106] izay sady mampalahelo no mampahonena ” , antsoina koa hoe “ afobe ” .
→
-
1057
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Ny fahoriana voalohany indrindra any amin’ny afobe dia ny fisarahana mandrakizay amin’Andriamanitra izay ao Aminy irery no afahan’ny olombelona manana ny fiainana sy ny fahasambarana, ary ho amin’izany no nahariana azy sy …
→
-
1058
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Mivavaka ny Fiangonana mba tsy hisy olombelona ho very : “ Tompo ô, aza avela ho tafasaraka Aminao na oviana na oviana aho ” [107] . Raha marina fa tsy afaka mahavonjy …
→
-
1059
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
“ Ny Fiangonana rômanina Masina Indrindra dia mino sy miaiky marina, fa amin’ny andron’ny Fitsaràna, hiseho vatana eo anoloan’ny tribonalin’i Kristy ny olombelona rehetra mba hanao tatitra ny asa rehetra nataony avy …
→
-
1060
VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Amin’ny farandro, ho tonga amin’ny hafenoany ny Fanjakan’ Andriamanitra. Amin’izay ny olo-marina hanjaka miaraka amin’i Kristy mandrakizay, henim-boninahitra vatana sy fanahy, ary ny tontolon’ny zava-drehetra manam-batana koa hovàna endrika. Amin’izay Andriamanitra “ …
→