VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao

Laharana 1052 amin’ny Katesizy

“Mino isika fa ny fanahin’izay rehetra maty ao amin’ny fahasoavan’i Kristy (…), no ilay Vahoakan’Andriamanitra any ankoatra ny fahafatesana, izay ho resy tanteraka amin’ny andron’ny fananganan-ko velona ka amin’izany ireo fanahy ireo no hakambana indray amin’ny vatan’izy ireo”[104].

Loharano ôfisialy ↗