VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao
Laharana 1055 amin’ny Katesizy
Noho ny “fiombonan’ny olomasina”, ankinin’ny Fiangonana amin’ny famindram-pon’Andriamanitra ireo nodimandry ary anolorany vavaka ho azy ireo, indrindra ny sorona masin’ny Eokaristia.