VI. Ny fanantenana ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao

Laharana 1057 amin’ny Katesizy

Ny fahoriana voalohany indrindra any amin’ny afobe dia ny fisarahana mandrakizay amin’Andriamanitra izay ao Aminy irery no afahan’ny olombelona manana ny fiainana sy ny fahasambarana, ary ho amin’izany no  nahariana azy sy iriny.

Loharano ôfisialy ↗