Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 41 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Misy fifanahafana amin’Andriamanitra ny zavaboary rehetra, indrindra ny olombelona izay noarìny mitovy endrika sy mifanahaka Aminy. Noho izany, ireo fahalavorariana amin’ny zavaboary (fahamarinany, hatsarany, hakantony) no mandefa ny taratry ny fahalavorariana tsy …
  2. 42 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Mihoatra ambony dia ambony noho ny zavaboary rehetra ny fahambonian’ Andriamanitra. Koa tsy maintsy diovina tsy an-kijanona ny fitenintsika izay avy amin’ny manam-petra, avy amin’ny kisarisary, avy amin’ny tsy tena lavorary, mba …
  3. 43 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Amin’ny fitenenana momba an’Andriamanitra koa, dia ekena fa maneho amin’ny maha-olombelona antsika ny fitenintsika, nefa mahatratra marina Azy Andriamanitra ihany, na dia tsy afaka hilaza Azy amin’ny fahatsorany tsy manam-petra aza. Noho …
  4. 44 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Zavamananaina natao ho mpivavaka ny olombelona, noho ny toetra voa-Janahary maha-olona ny olombelona sy noho ny fiantsoan’ Andriamanitra azy. Avy amin’Andriamanitra ny olombelona ary ho any amin’Andriamanitra, ka tsy afaka mivelona tanteraka …
  5. 45 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Natao mba hiaina ao anatin’ny fiombonana amin’Andriamanitra ny olombelona, ka ao Aminy izy no mahita ny hasambarany : “ Rahefa ao Aminao ny tenako manontolo, tsy hisy intsony ny alahelo sy ny …
  6. 46 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Rahefa mihaino ny hafatry ny zavaboary sy ny kônsiansiny ny olona, dia afaka mahatakatra ny fahamarinan’ny fisian’Andriamanitra, fototra sy fiafaran’ny zavatra rehetra.
  7. 47 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Mampianatra ny Fiangonana fa Ilay Andriamanitra tokana sy marina, Mpahary antsika sy Tompontsika, dia mety ho fantatra marina amin’ny alalan’ny asany, noho ny fahalalana voa-Janahary ananan’ny sain’ olombelona [19] .
  8. 48 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? Tena afaka miteny anarana marina momba an’Andriamanitra isika, miainga avy amin’ny fahalavorariana maro tsy tambo isaina amin’ny zavaboary, izay misy fifanahafana amin’Andriamanitra lavorary tsy misy fetra, na dia tsy hahalaza manontolo ny …
  9. 49 IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra? “ Levona ny zavaboary raha ilaozan’ny Mpahary ” [20] . Izany no ahalalan’ny mpino teren’ny fitiavan’i Kristy hitondra ny fahazavan’Andriamanitra velona amin’ireo izay tsy mahalala Azy na mandà Azy.
  10. 50 Ny fihaonan’Andriamanitra amin’ny olombelona Ny olombelona, amin’ny alalan’ny saina voa-Janahary, dia afaka mahalala marina an’Andriamanitra, miainga avy amin’ireo tsanganasany. Kanefa misy fahalalana hafa izay tsy mety ho takatry ny olombelona mihitsy amin’ny herin’ny tenany ihany, dia …
  11. 51 I. Andriamanitra manambara ny “fandaharany feno fitiavana” “Sitrak’Andriamanitra noho ny fahendreny sy ny hatsaram-pony, ny manambara ny Tenany sy ny mampahalala ny misterin’ny sitrapony, ka ahafahan’ny olombelona, amin’ny alalan’i Kristy Teny tonga Nofo, manatona ny Ray ao amin’ny Fanahy …
  12. 52 I. Andriamanitra manambara ny “fandaharany feno fitiavana” Tian’Andriamanitra izay “mitoetra ao amin’ny hazavana tsy hay hatonina” (1 Tim 6,16), ny mampifandray ny fiainana maha-Andriamanitra Azy amin’ ny olombelona noarìny an-kalalahana, mba hahatonga azy ireo ho zanaka natsangana [23] , …
  13. 53 I. Andriamanitra manambara ny “fandaharany feno fitiavana” Ny fandaharan’Andriamanitra momba ny Fanambaràna dia indray tanteraka “tamin’ny asa sy tamin’ny teny, mifamatotra anaty amin’izy samy izy” [24] sy mifanazava amin’izy samy izy. Misy “fanabeazan’Andriamanitra” manokana io fandaharany io : Nampahalalainy …
  14. 54 Hatrany am-piandohana no mampahalala ny Tenany Andriamanitra “Andriamanitra izay nahary sy mitahiry ny zava-drehetra amin’ny Teniny, dia manolotra amin’ny olombelona ny fanehoana sesilany ny Tenany, ao amin’ny zavaboary ; noho izy te-hanokatra bebe kokoa ny lalam-pamonjena ambony dia ambony, …
  15. 55 Hatrany am-piandohana no mampahalala ny Tenany Andriamanitra Tsy afaka nampitsahatra izany Fanambaràna izany ny fahotana nataon’ireo voalohan-dray aman-drenintsika. Koa, “taorian’ny fahalavoan’izy ireo, dia nampanantena fanavotana azy ireo Andriamanitra, nanome herim-po mba hananan’izy ireo fanantenam-pamonjena ; nasehony tsy tapaka ny …
  16. 56 Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe Vantany vao nosarahin’ny fahotana ny firaisan’ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka, dia ny hamonjy ny olombelona miainga avy amin’ireo antokony tsirairay voasaratsaraka ireo no voalohany indrindra nokendren’ Andriamanitra. Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe taorian’ny …
  17. 57 Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe Izany fandaminana izany, izay sady mahakasika an’izao tontolo izao voarindra no mahakasika ny fiaraha-monina sy ny fivavahan’ny ankamaroan’ ny firenena [31] , dia natao hametra ny avonavon’ny olombelona lavo, izay miombon-kevitra ao …
  18. 58 Ny fanekem-pihavanana tamin’i Nôe Manan-kery ny fanekem-pihavanana natao tamin’i Nôe, raha mbola mandia ny fotoanan’ny jentily [35] , ambara-pahatongan’ny fitoriana ny Evanjely manerana an’izao tontolo izao. Hajain’ny Baiboly ny sasany amin’ireo olomanga teo amin’ny “firenena”, tahaka …
  19. 59 Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra Mba hanangonana ny olombelona rehetra niparitaka, dia nifidy an’i Abrama Andriamanitra ary niantso azy “handao ny tanindrazany, ny havany ary ny tranony” (Jen 12,1) mba hahatonga azy ho Abrahama, izany hoe “rain’ny …
  20. 60 Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra Ny vahoaka taranak’i Abrahama no mpandova ny fampanantenana natao tamin’ireo patriarka ; izy ireo no ilay vahoaka voafidy [39] , nantsoina hanomana ny famondronana ny zanak’Andriamanitra rehetra ho iray ao anatin’ny Fiangonana, …