Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
61
Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra
Ny patriarka sy ny mpaminany ary ireo olona sasany ao amin’ny Testamenta Taloha, dia nohajaina ary hohajaina lalandava toy ny olomasina ao amin’ny lovam-pampianarana litorzika manontolo an’ny Fiangonana.
→
-
62
Nanabe an’i Israely vahoakany Andriamanitra
Taorian’ireo patriarka, namorona an’i Israely ho vahoakany Andriamanitra, tamin’ny namonjeny azy ho afaka tamin’ny fanandevozana tao Ejipta. Nanao fanekem-pihavanana taminy teo Sinaia Izy ary nanome azy ny lalànany tamin’ny alalan’i Môizy, mba …
→
-
63
Nanabe an’i Israely vahoakany Andriamanitra
I Israely no vahoaka mpisoron’Andriamanitra [43] , ilay “mitondra ny anaran’ny Tompo” (Det 28,10). Izy no vahoaka amin’ireo “izay voalohany nitenenan’ Andriamanitra” [44] , ilay “zoky lahimatoa” amin’ny finoan’i Abrahama [45] .
→
-
64
Nanabe an’i Israely vahoakany Andriamanitra
Tamin’ny alalan’ny mpaminany Andriamanitra no nanabe ny vahoakany tao anatin’ny fanantenam-pamonjena, teo am-piandrasana ny Fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay natokana ho an’ny olombelona rehetra [46] , ary hosoratana ao am-po [47] . Nolazain’ny …
→
-
65
Voalazan’Andriamanitra avokoa ao amin’ny Teniny ny zavatra rehetra.
“Fahiny, tamin’ny fotoana sy fomba samihafa, dia efa niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany Andriamanitra ; fa amin’izao andro farany izao kosa indray, dia tamin’ny Zanany no nitenenany tamintsika” (Heb 1,1-2). I Kristy, Zanak’Andriamanitra …
→
-
66
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
“Ny Fitantanam-pamonjena kristianina, amin’ny maha-Fanekem-pihavanana Vaovao sady mandrakizay izany, dia tsy ho levona na oviana na oviana, koa tsy hisy na iray aza fanambaràna vaovao ampahibemaso, andrasana alohan’ ny fisehoan’i Jesoa-Kristy Tompontsika …
→
-
67
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Nanaraka ny fifandimbiasan’ny taonjato maro, dia nisy ny fanambaràna antsoina hoe “manokana”, izay ny sasantsasany tamin’ireny no nankatoavina ho marina tamin’ny alalan’ny fahefan’ny Fiangonana. Tsy anisan’ny raki-pinoana anefa izy ireny. Tsy ny …
→
-
68
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Noho ny fitiavana, dia nanambara ny Tenany sy nanolotra ny Tenany tamin’ny olombelona Andriamanitra. Amin’izany Izy no manome ny valin-teny raikitra sy mihoatra lavitra noho izay fanontaniana apetraky ny olombelona momba ny …
→
-
69
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Nanambara ny Tenany tamin’ny olombelona Andriamanitra, amin’ny fampahalalana tsikelikely taminy ny misteriny manokana, tamin’ny alalan’ny asa sy tamin’ny alalan’ny teny.
→
-
70
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Ankoatra ny porofo izay omen’ny Tenan’Izy Andriamanitra ao amin’ireo zavaboary, dia naneho ny Tenany ihany koa Izy tamin’ireo voalohan-dray aman-drenintsika. Niresaka tamin’izy ireo Izy,ary taorian’ny fahalavoana dia nampanantena famonjena [55] tamin’izy ireo …
→
-
71
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Nanao fanekem-pihavanana mandrakizay teo Aminy sy ny zavamananaina rehetra niaraka tamin’i Nôe, Andriamanitra [56] . Haharitra izany, hatramin’ ny faran’izao tontolo izao.
→
-
72
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra ary nanao fanekem-pihavanana taminy sy tamin’ny taranany. Nanabe ny vahoakany tamin’izany Izy, izay nanambaràny ny lalànany tamin’ny alalan’i Môizy. Nanomana azy ireo tamin’ny alalan’ny mpaminany Izy, mba handray …
→
-
73
Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa
Nanambara manontolo ny Tenany Andriamanitra tamin’ny nanirahany ny tena Zanany, Ilay nanorenany ny Fanekem-pihavanana mandrakizay. Izy io no Tenin’ny Ray farany, ka tsy hisy Fanambaràna hafa intsony aoriany.
→
-
74
Ny fampitana ny Fanambaràn’Andriamanitra
“Tian’Andriamanitra ny hahavoavonjy ny olona rehetra, sy ny hahatongavany amin’ny fahalalana ny marina” (1 Tim 2,4), izany hoe i Kristy Jesoa [57] . Noho izany, tokony hotorìna amin’ny firenena rehetra sy amin’ny …
→
-
75
I. Ny Lovam-pampianarana avy amin’ny apôstôly
“I Kristy Tompo izay ao Aminy no tomombana ny Fanambaràna manontolo nataon’Andriamanitra Avo Indrindra, ka ny Tenany ihany no nanatanteraka ary ny vavany mihitsy no nitory ny Evanjely nampanantenaina mialoha tamin’ny alalan’ny …
→
-
76
Ny toritenin’ny apôstôly …
Ny fampitana ny Evanjely, araka ny baikon’ny Tompo, dia natao tamin’ny fomba anankiroa : Am-bava : “avy amin’ireo apôstôly izay nampita tamin’ny fitoriana am-bava, tamin’ny oha-piainana mbamin’ny fandaminana naoriny ; izao no …
→
-
77
… nitohy teo amin’ny fifandimbiasana maha-apôstôly
“Mba ho voatahiry lalandava tsy misy nanombinana sy mba ho velona ao amin’ny Fiangonana ny Evanjely, dia namela ny Eveka ho dimbin’izy ireo ny apôstôly, ka ireo no "namindrany ny adidim-pampianarana nosahaniny" …
→
-
78
… nitohy teo amin’ny fifandimbiasana maha-apôstôly
Izany fampitam-pampianarana velona, tanteraka ao amin’ny Fanahy Masina izany, no antsoina hoe Lovam-pampianarana, noho izy miavaka amin’ny Soratra Masina, na dia mifamatotra mafy aminy aza. Amin’ny alalany “ny Fiangonana no mampaharitra tsy …
→
-
79
… nitohy teo amin’ny fifandimbiasana maha-apôstôly
Araka izany, ny fifandraisana nataon’ny Tenan’Izy Ray ihany tamin’ny alalan’ny Teniny ao amin’ny Fanahy Masina, dia misy lalandava eo amin’ny Fiangonana sy miasa ao aminy : “Andriamanitra izay niteny fahiny dia tsy …
→
-
80
Iray loharano nipoirana …
“Mifaningotra sy mifandray lalina izy roa tonta. Satria samy avy amin’ Andriamanitra iray ihany ny loharano ipoiran’izy ireo, ka azo lazaina hoe mitambatra ho iray ary miroso ho amin’ny zava-kinendry tokana” [66] …
→