IV. Fomba ahoana no hitenenana momba an’Andriamanitra?

Laharana 49 amin’ny Katesizy

“Levona ny zavaboary raha ilaozan’ny Mpahary”[20]. Izany no ahalalan’ny mpino teren’ny fitiavan’i Kristy hitondra ny fahazavan’Andriamanitra velona amin’ireo izay tsy mahalala Azy na mandà Azy.

Loharano ôfisialy ↗