Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra
Laharana 60 amin’ny Katesizy
Ny vahoaka taranak’i Abrahama no mpandova ny fampanantenana natao tamin’ireo patriarka ; izy ireo no ilay vahoaka voafidy[39], nantsoina hanomana ny famondronana ny zanak’Andriamanitra rehetra ho iray ao anatin’ny Fiangonana, indray andro any[40] ; izy no ho fototra anaovana grefy ny tsy mpino ho tonga mpino[41].