Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 441 III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra Ny hoe Zanak’Andriamanitra , ao amin’ny Testamenta Taloha, dia anaram-boninahitra nomena ny anjely [42] , ny vahoaka Voafidy [43] , ny zanak’i Israely [44] ary ny mpanjakan’izy ireo [45] . Midika izany …
  2. 442 III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra Tsy mitovy amin’izany ny an’i Piera raha niaiky izy fa i Jesoa no “Kristy, Zanak’Andriamanitra velona” (Mt 16,16), satria novalian’i Jesoa tamin’ny fomba manetriketrika hoe : “Tsy avy amin’ny nofo aman-dra no …
  3. 443 III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra Matoa i Piera afaka nahalala ny toetra mihoatra ny tsapa sy ny hita maha-Zanak’Andriamanitra an’i Jesoa Mesia, dia i Jesoa no namela azy hahazo an-tsaina izany amin’ny fomba mazava. Teo anatrehan’ny Sanedrina, …
  4. 444 III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra Taterin’ny Evanjely amin’ny fotoana roa manetriketrika, dia ny Batemy sy ny Fiovàn-tarehin’i Kristy, ny feon’ny Ray izay manondro Azy ho ilay “Zanany malalany” [57] . Ny Tenany ihany no tondroin’i Jesoa ho …
  5. 445 III. Zanaka Lahitokan’Andriamanitra Taorian’ny Fitsanganan’i Jesoa ho velona no niseho tao anatin’ny hery maha-Olombelona nomem-boninahitra Azy, ny maha-Zanak’Andriamanitra Azy : “Araka ny Fanahin’ny fahamasinana, dia naharihary tamin-kery ho Zanak’Andriamanitra Izy, tamin’ny Fitsanganany ho velona avy …
  6. 446 IV. Tompo Ao amin’ny dikan-teny grikan’ny bokin’ny Testamenta Taloha, ny Anarana tsy hay ambara hoe YHWH, izay nanambaràn’Andriamanitra ny Tenany tamin’i Môizy [60] , dia nadika hoe Kyrios (“Tompo”). Noho izany, ny hoe Tompo …
  7. 447 IV. Tompo I Jesoa rahateo ihany no nametaka izany Anarana izany tamin’ny Tenany amin’ny fomba somary misarontsarona rahefa miady hevitra amin’ny Farisianina momba ny hevitry ny Salamo 110 Izy [62] , nefa kosa amin’ny …
  8. 448 IV. Tompo Matetika tokoa, ao amin’ny Evanjely ao, misy olona manatona an’i Jesoa amin’ny fiantsoana Azy hoe “Tompo”. Io anaram-boninahitra io dia manaporofo ny fanajana sy ny fitokian’ireo izay manatona an’i Jesoa ary miandry …
  9. 449 IV. Tompo Ny fiekem-pinoana voalohany an’ny Fiangonana, amin’ny fanomezana an’i Jesoa ny anaram-boninahitr’Andriamanitra hoe Tompo, dia manamafy, hatrany am-piandohana [66] , fa ny fahefana, ny haja sy ny voninahitra omena an’ Andriamanitra Ray, dia …
  10. 450 IV. Tompo Ny fankatoavana ny maha-Tompon’izao tontolo izao sy ny tantara an’i Jesoa [69] , hatrany am-piandohan’ny tantara kristianina, dia midika ho fanekena koa fa tsy tokony hampilefitra ny fahafahany manokana mihitsy ny olombelona, …
  11. 451 IV. Tompo Voamariky ny anaram-boninahitra hoe “Tompo”, ny fivavahana kristianina, na amin’ny fanaingana ny vavaka hoe : “Ho aminareo anie ny Tompo”, na amin’ny famaranana ny vavaka hoe : “Amin’ny alalan’i Jesoa-Kristy Tomponay”, na …
  12. 452 IV. Tompo “ Andriamanitra mamonjy ” no dikan’ny anarana hoe Jesoa. Ny zaza naterak’i Maria Virjiny dia antsoina hoe “ Jesoa ” , “ fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotan’izy …
  13. 453 IV. Tompo “ Voahosotra ” , “ Mesia ” no dikan’ny anarana hoe Kristy. I Jesoa no Kristy, satria “ Andriamanitra no nanosotra Azy tamin’ny Fanahy Masina sy ny hery ” (Asa 10,38). Izy …
  14. 454 IV. Tompo Ny anarana hoe Zanak’Andriamanitra dia mampahafantatra ny fifandraisana tsy manam-paharoa sy mandrakizay eo amin’i Jesoa-Kristy sy Andriamanitra Rainy : Izy no Zanaka Lahitokan’ny Ray [72] sady Andriamanitra rahateo ihany [73] . Ny …
  15. 455 IV. Tompo Manambara ny fahefana ambony indrindra an’Andriamanitra ny anarana hoe Tompo. Ny miaiky na ny miantso an’i Jesoa ho Tompo, dia ny mino ny maha-Andriamanitra Azy. “ Tsy misy afa-milaza hoe " i …
  16. 456 I. Nahoana ny Teny no tonga nofo? Miara-mamaly amin’ny Fiekem-pinoana tao "Nicée-Constantinople" isika, amin’ny fiekena hoe : “ Ho antsika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra ; ary naka nofo tamin’i Maria Virjiny Izy noho …
  17. 457 I. Nahoana ny Teny no tonga nofo? Tonga nofo ny Teny mba hamonjy antsika, amin’ny fampihavanana antsika amin’Andriamanitra : “Fa Andriamanitra no tia antsika sy naniraka ny Zanany ho sorom-panavotana amin’ny fahotantsika” (1 Jo 4,10). “Naniraka ny Zanany ny …
  18. 458 I. Nahoana ny Teny no tonga nofo? Tonga nofo ny Teny mba hahalalantsika amin’izany ny fitiavan’ Andriamanitra : “Izao no nisehoan’ny fitiavan’Andriamanitra antsika : nirahiny ho eo amin’izao tontolo izao ny Zanany Lahitokana, mba hahavelona antsika amin’ny alalany” (1 …
  19. 459 I. Nahoana ny Teny no tonga nofo? Tonga nofo ny Teny mba ho môdelintsika amin’ny fahamasinana : “Ento ny jiogako, ary mianara amiko…” (Mt 11,29). “Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana ; tsy misy olona tonga amin’ny Ray …
  20. 460 I. Nahoana ny Teny no tonga nofo? Tonga nofo ny Teny mba hahatonga antsika ho “mpandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra” (2 Pi 1,4) : “Fa toy izao ny antony nahatonga olombelona ny Teny, sy nahatonga ny Zanak’Andriamanitra, ho Zanak’olona …