IV. Tompo

Laharana 453 amin’ny Katesizy

“Voahosotra”, “Mesia” no dikan’ny anarana hoe Kristy. I Jesoa no Kristy, satria “Andriamanitra no nanosotra Azy  tamin’ny Fanahy Masina sy ny hery” (Asa 10,38). Izy no “Ilay izay tsy maintsy ho avy” (Lk 7,19),  fototry ny “fanantenan’i Israely” (Asa 28,20).

Loharano ôfisialy ↗