Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2331 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” “Andriamanitra dia fitiavana, ka ao amin’ny Tenany ihany Izy no miaina ny misterin’ny fiombonana sy ny fitiavana. Tamin’ny nahariany ny maha-olombelona ny lehilahy sy ny vehivavy hitovy endrika Aminy (...) no nandraiketany …
  2. 2332 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Miseho amin’ny lafiny rehetra momba ny olombelona ny maha-lahy na maha-vavy , ao amin’ny firaisan’ny vatany sy ny fanahiny. Mahakasika manokana ny fihetseham-po, ny herim-pahazoana amam-pahaizana mitia sy miteraka, ary, amin’ny ankapobeny, …
  3. 2333 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Anjaran’ny tsirairay, lehilahy sy vehivavy, ny mamantatra sy ny manaiky ny maha-izy azy ho lehilahy na ho vehivavy. Ny faha-samy hafa sy ny fifamenoana ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy, dia atodika any amin’ny …
  4. 2334 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” “Raha vao nahary ny olombelona ho lehilahy sy ho vehivavy Andriamanitra, dia efa nomeny fahamendrehana mitovy izy tsirairay avy na ny lehilahy na ny vehivavy” [3] . “Olona ny olombelona ary mitovy …
  5. 2335 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Ny olona tsirairay na ny lehilahy na ny vehivavy, izay mitovy fahamendrehana, na dia samy hafa fomba aza, dia endriky ny herin’ Andriamanitra sy ny hamamim-pitiavany. Ny firaisan’ny lehilahy sy ny vehivavy …
  6. 2336 I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…” Tonga hampody ny zavaboary amin’ny toe-pahadiovany tany am-piandohana i Jesoa. Tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra Izy no nanazava tamin’ny fomba mazava sy hentitra ny fandaharan’ Andriamanitra: “Efa renareo fa voalaza hoe : "Tsy …
  7. 2337 II. Ny fiantsoan’Andriamanitra ho amin’ny fahadiovam-pitiavana Ny dikan’ny hoe fahadiovam-pitiavana dia fampiraisana manontolo sy lavorary ny maha-lahy na ny maha-vavy ny olona ao amin’ny tenany, ary avy amin’izany no miray tanteraka ao aminy ny vatana sy ny fanahy …
  8. 2338 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ny olona madio fitiavana dia mampaharitra ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny herin’aina sy ny herim-pitiavana napetraka ao aminy. Io fahadiovan-toetra tsy misy tomika io no miantoka ny maha-iray tsy mivaky ny …
  9. 2339 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Misy fianarana mifehy tena ny fahadiovam-pitiavana, izay fampianarana amam-panabeazana momba ny fahafahan’ny olombelona. Mazava ny safidy atao : na ny olona mifehy ny firehetam-pony ka mahazo ny fiadanana, na izy mety handevozin’izany …
  10. 2340 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ilay izay te haharitra tsy hivadika amin’ny fanomezan-toky tamin’ny Bateminy sy hanohitra ny fakam-panahy, dia hitandrina amin’ny fampiasana ny fomba sahaza izany : ny fahalalana ny tena, ny fizàrana mamola-tena araka ny …
  11. 2341 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ny herim-panahy fahadiovam-pitiavana dia miara-miasa ao anatin’ny tontolon’ny herim-panahy fahalalana onony , izay mikendry ny hamonto fahendrena ireo firehetam-po sy ireo fahalianan’ny nofon’ny olombelona.
  12. 2342 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Tsanganasa lavitr’ezaka ny fifehezan-tena. Tsy azo heverina na oviana na oviana fa ho azo indray maka ihany izy. Mitaky ezaka miverimberina eo amin’ny fotoana rehetra iainana izy [11] . Mety ho mafimafy …
  13. 2343 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Fantatry ny fahadiovam-pitiavana ny lalànan’ny fandrosoana , izay misy fotoana andalavony amin’ny tsy fahalavorariana, ary matetika tokoa amin’ny fahotana. “Isan’andro isan’andro ny olona tsara toe-panahy sy madio fitiavana no mampivoatra ny tenany …
  14. 2344 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Ny fahadiovam-pitiavana no mampiseho ny lahasa ambony dia ambony an’ny tsirairay, sady mitarika ho amin’ny ezaka ara-kolontsaina koa, satria “mifampiankina ny fandrosoan’ny olona tsirairay sy ny fampandrosoana ny fiaraha-monina amin’ny maha-fiaraha-monina azy” …
  15. 2345 Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona Herim-panahy enti-mitondra tena ny fahadiovam-pitiavana. Fanomezana avy amin’Andriamanitra, fahasoavana , vokatry ny tsanganasan’ny Fanahy koa izy [14] . Ny Fanahy Masina no mahatonga ilay izay nateraka indray tamin’ ny ranon’ny Batemy hanahaka …
  16. 2346 Ny fahadiovana tsy misy tomika ny fanoloran-tena Ny fitiavana no manendrika ny hatsaram-panahy rehetra. Eo ambany fitarihany ny fahadiovam-pitiavana no hita fa fianaran’ny olona manolotra ny tenany. Ampiarahana amin’ny fanoloran-tena ny fahaiza-mifehy tena. Ny fahadiovam-pitiavana no mitarika an’ilay izay …
  17. 2347 Ny fahadiovana tsy misy tomika ny fanoloran-tena Ny herim-panahy fahadiovam-pitiavana dia mivelatra eo amin’ny fisakaizana . Izy no manoro ny mpianatra ny fomba fanarahan-dia sy fakana tahaka an’Ilay izay nifidy antsika ho sakaizany manokana [16] , nanolo-tena manontolo ho …
  18. 2348 Ny faha-samihafa ny fitsipi-pifehezana ny fahadiovam-pitiavana Voantso ho amin’ny fahadiovam-pitiavana ny vita batemy rehetra. Ny kristianina dia “mitafy an’i Kristy” (Gal 3,27), môdelin’ny fahadiovam-pitiavana rehetra. Ny mpino rehetra an’i Kristy no voantso hadio fitiavana eo amin’ny fiainana araka …
  19. 2349 Ny faha-samihafa ny fitsipi-pifehezana ny fahadiovam-pitiavana “Ny fahadiovam-pitiavana no tokony hamaritra ny toetran’ny olona araka ny faha-samihafa ny lalam-piainana arahin’izy ireo : ny sasany manokan-tena ho virjiny na manokan-tena ho mpitovo, izay fomba ambony sy tsotra tokoa amin’ny …
  20. 2350 Ny faha-samihafa ny fitsipi-pifehezana ny fahadiovam-pitiavana Antsoina hiaina ny fahadiovam-pitiavana ao anatin’ny fifadiam-pahafinaretan’ny nofo ny mpifamofo . Ho tsapan’izy ireo ao amin’izany fisedrana izany ny hasoa amin’ny fifanajana, ny fahaizana mifampatoky ary ny fanantenana fa fanomezana azo avy …