Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona

Laharana 2341 amin’ny Katesizy

Ny herim-panahy fahadiovam-pitiavana dia miara-miasa ao anatin’ny tontolon’ny herim-panahy fahalalana onony, izay mikendry ny hamonto fahendrena ireo firehetam-po sy ireo fahalianan’ny nofon’ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗