Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
761
Ny Fiangonana - nomanina tamin’ny Fanekem-pihavanana Taloha
Ny fanangonana ny Vahoakan’Andriamanitra dia nanomboka tamin’ny fotoana izay nandravan’ny fahotana ny fiombonan’ny olombelona tamin’ Andriamanitra sy ny an’ny olombelona samy olombelona. Ny famoriana ny Fiangonana izany dia azo lazaina hoe valy …
→
-
762
Ny Fiangonana - nomanina tamin’ny Fanekem-pihavanana Taloha
Ny fanomanana lavitr’ezaka amin’ny fanangonana ny Vahoakan’ Andriamanitra dia nanomboka tamin’ny fiantsoana an’i Abrahama izay nampanantenain’Andriamanitra fa ho tonga rain’ny firenena lehibe iray izy [150] . Ny fanomanana antomotra dia nanomboka tamin’ny …
→
-
763
Ny Fiangonana – naorin’i Kristy Jesoa
Anjaran’ny Zanaka, tamin’ny hafenoan’ny fotoana, no nanatanteraka ny drafi-pamonjena nosoritan’ny Rainy ; izay no anton’ny “fanirahana” [156] Azy. “Ny Tompo Jesoa dia nanorina ny fanombohan’ny Fiangonany tamin’ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly, fahatongavan’ny …
→
-
764
Ny Fiangonana – naorin’i Kristy Jesoa
“Mamirapiratra eo imason’ny olombelona amin’ny teny, ny tsanganasa ary ny maha-eo an’i Kristy, io Fanjakana io” [159] . Ny mandray ny tenin’i Jesoa dia “ny mandray ny Fanjakana mihitsy” [160] . Ny …
→
-
765
Ny Fiangonana – naorin’i Kristy Jesoa
Nasian’i Jesoa Tompo rafitra izay haharitra mandra-pahatanteraka manontolo ny Fanjakan’ny lanitra ny ankohonam-piangonany. Ny fifidianana ny Roa ambin’ny folo, izay i Piera no ho filohan’izy ireo, no voalohany amin’izany [164] . Noho …
→
-
766
Ny Fiangonana – naorin’i Kristy Jesoa
Ny Fiangonana anefa, dia teraka indrindra tamin’ny fanoloran-tenan’i Kristy manontolo ho amin’ny famonjena antsika, nataony mialoha tamin’ny fanorenana ny Eokaristia ary tanteraka teo amin’ny Hazofijaliana. “Ny fanombohana sy ny fitomboan’ny Fiangonana dia …
→
-
767
Ny Fiangonana – nahariharin’ny Fanahy Masina
“Vantany vao tontosa ny tsanganasa izay nankinin’ny Ray tamin’ny Zanany hotanterahina eto an-tany, ny andro Pantekôty, dia nirahina ny Fanahy Masina mba hanamasina maharitra tsy tapaka ny Fiangonana” [173] . Tamin’izany no …
→
-
768
Ny Fiangonana – nahariharin’ny Fanahy Masina
Mba hahatanteraka ny fanirahana ny Fiangonana, dia ny Fanahy Masina no “mampitao sy mitari-dalana azy amin’ny alalan’ny fanomezana samihafa na araka ny ambaratongam-pitondrana na ara-pahasoavana manokana” [176] . “Koa ny Fiangonana, voavatsy …
→
-
769
Ny Fiangonana – fanaperana ao amin’ny voninahitra
“Ny Fiangonana (…) dia tsy hanana ny fahalavorariany raha tsy ao amin’ ny voninahitra any an-danitra” [178] , amin’ny fiverenan’i Kristy amim-boninahitra. Mandra-pahatonga an’io andro io, “mizotra amin’ny fivahiniany eny am-pamakivakiana ny …
→
-
770
III. Ny misterin’ny Fiangonana
Sady ao anatin’ny tantara no mihoatra ambony dia ambony ivelan’ny tantaran ny Fiangonana. Amin’ny “masom-pinoana” [183] irery no ahafahana mahita eo aminy ny fisiany hita maso sady amin’ny fisiana ara-panahy koa, mpitondra …
→
-
771
Ny Fiangonana – sady hita maso no ara-panahy
“I Kristy, hany Mpanelanelana, no manorina sy manohana tsy an-kijanona ny Fiangonany masina, izay fiombonam-pinoana, fanantenana ary fitiavana, eto an-tany, mova tsy zavatra hita maso ka amin’ny alalan’izany Izy no mampiely ho …
→
-
772
Ny Fiangonana – misterin’ny firaisan’ny olombelona amin’ Andriamanitra
Ao amin’ny Fiangonana i Kristy no manatanteraka sy manambara ny misterin’ny Tenany ho tarigetran’ny fandaharan’Andriamanitra : “ny hamondrona ny zavatra rehetra ho iray ao amin’i Kristy” (Efez 1,10). Antsoin’i Md Paoly hoe: …
→
-
773
Ny Fiangonana – misterin’ny firaisan’ny olombelona amin’ Andriamanitra
Ao amin’ny Fiangonana, io fiombonan’ny olombelona amin’ Andriamanitra amin’ny “fitiavana izay tsy hanam-pahataperana” (1 Kôr 13,8) io no tanjom-piafaràna mibaiko an’izay rehetra fitaovana ara-tsakramenta ao aminy, mifandray amin’izao tontolo izao mora levona …
→
-
774
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Ny teny grika hoe mysterion dia nadika ho teny latinina tamin’ireto teny anankiroa ireto : mysterium sy sacramentum . Amin’ny fanazavan-teny taty aoriana, ny teny hoe sacramentum dia ilazana bebe kokoa ny …
→
-
775
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Ny Fiangonana, ao amin’i Kristy, dia toy ny sakramenta, izany hoe sady famantarana no fitaovan’ny firaisana lalina amin’Andriamanitra sy ny firaisan’ny taranak’olombelona rehetra” [194] : Ho sakramentan’ny firaisana lalin’ny olombelona amin’Andriamanitra : …
→
-
776
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Fitaovan’i Kristy ny Fiangonana, amin’ny maha-sakramenta azy. “Izy no fitaovam-Panavotana ny olombelona rehetra, eo am-pelatanan’i Kristy” [195] , “sakramentam-pamonjena ny daholobe” [196] , izay amin’izany no “ampisehoan’i Kristy sy ampiharany amin’ny ankehitriny …
→
-
777
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
. Ny teny hoe “ Eglizy ” ( Fiangonana ) dia midika hoe “ fiantsoana hivory ” . Teny ilazana ny famoriana an’ireo izay antsoin’ny Tenin’Andriamanitra mba hanjary Vahoakan’Andriamanitra, sy velomin’ny Vatan’i …
→
-
778
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Ny Fiangonana dia sady lalana no tanjon’ny fandaharan’ Andriamanitra : nambara an-tsary mialoha tamin’ny fahariana, nomanina tao amin’ny Fanekem-pihavanana Taloha, naorina tamin’ny teny sy ny asan’i Jesoa-Kristy, notanterahina tamin’ny Hazofijaliam-panavotany sy ny …
→
-
779
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Ny Fiangonana dia sady hita maso no ara-panahy, sady fikambanana mirafitra amin’ny ambaratongam-pitondrana no Vatana-Mistikan’i Kristy. Tokana izy, noforonina amin’ny singafototra roa, dia ny maha-olombelona sy ny maha-Andriamanitra. Izany no misteriny, izay …
→
-
780
Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Ny Fiangonana, eto amin’ity tontolo ity, no sakramentam-pamonjena, famantarana sy fitaovana amin’ny fiombonan’Andriamanitra sy ny olombelona .
→