III. Ny misterin’ny Fiangonana

Laharana 770 amin’ny Katesizy

Sady ao anatin’ny tantara no mihoatra ambony dia ambony ivelan’ny tantaran ny Fiangonana. Amin’ny “masom-pinoana”[183] irery no ahafahana mahita eo aminy ny fisiany hita maso sady amin’ny fisiana ara-panahy koa, mpitondra ny ain’Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗