Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe
Laharana 777 amin’ny Katesizy
. Ny teny hoe “Eglizy” (Fiangonana) dia midika hoe “fiantsoana hivory”. Teny ilazana ny famoriana an’ireo izay antsoin’ny Tenin’Andriamanitra mba hanjary Vahoakan’Andriamanitra, sy velomin’ny Vatan’i Kristy ka manjary Vatan’i Kristy mihitsy.