Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
641
Ny fisehoan’ilay Nitsangan-ko velona
I Maria Madelenina sy ireo vehivavy masina, izay tonga hamita ny fanosorana zava-manitra ny vatan’i Jesoa [538] nalevina maimaika noho ny fahatongavan’ny Sabata ny harivan’ny Zomà Masina [539] , no voalohany nihaona …
→
-
642
Ny fisehoan’ilay Nitsangan-ko velona
Izay rehetra niseho tamin’ny tontolo andron’ny Paka, dia mampiditra ny tsirairay amin’ny apôstôly – singanina manokana i Piera - amin’ny fanorenana ny fotoam-baovao izay nanomboka ny marainan’ny Paka. Noho izy ireo vavolombelon’ilay …
→
-
643
Ny fisehoan’ilay Nitsangan-ko velona
Manoloana an’ireo filazan’ny vavolombelona ireo, dia tsy mety ho vita ny manazava ny Fitsanganan’i Kristy ho velona ivelan’ny zavatra ara-batana, sy ny tsy manaiky izany ho zava-niseho marina ara-tantara. Izany antony izany …
→
-
644
Ny fisehoan’ilay Nitsangan-ko velona
Na teo anatrehan’ny fisiana tena izy an’i Jesoa nitsangan-ko velona aza, dia mbola azon’ny fisalasalana ihany ireo mpianatra [549] , satria ny zavatra toy izany ho azy ireo dia toa tsy mety …
→
-
645
Ny toetran’ny maha-olombelona nitsangan-ko velona an’i Kristy
Nampiseho fifandraisana mivantana tamin’ireo mpianany, tamin’ny alalan’ ny fitsapana amin’ny tanana [552] sy ny fiaraha-misakafo [553] i Jesoa nitsangan-ko velona. Tamin’izany no nanasany azy ireo mba hiaiky fa tsy matoatoa Izy [554] …
→
-
646
Ny toetran’ny maha-olombelona nitsangan-ko velona an’i Kristy
Ny Fitsanganan’i Kristy ho velona dia tsy hoe fiverenana indray amin’ny fiainana eto an-tany, tahaka an’ireo fananganan-ko velona notanterahiny talohan’ny Paka : ny zanakavavin’i Zaïra, ilay zatovolahy tao Naïma, i Lazara. Ireo …
→
-
647
Zava-niseho mihoatra ny tsapa sy ny hita, ny Fitsanganan-ko velona
“Ô Ry alina !, hoy ny Hira fihobiana (“Exultet”) ny Paka, ianao irery no afaka mahalala ny fotoana izay nivoahan’i Kristy velona avy tao amin’ny fonenan’ny maty” [561] . Satria, tsy nisy …
→
-
648
II. Ny Fitsanganan-ko velona – tsanganasan’ny Trinite Masina
Ny Fitsanganan’i Kristy ho velona dia votoatim-pinoana noho izy fidiran’ ny Tenan’Izy Andriamanitra amin’ny fomba mihoatra ny tsapa sy ny hita eo amin’ny fahariana sy eo amin’ny tantara. Ao amin’izany, ireo Olona …
→
-
649
II. Ny Fitsanganan-ko velona – tsanganasan’ny Trinite Masina
Raha ny amin’ny Zanaka, Izy ihany no nanatanteraka ny Fitsanganany ho velona noho ny herin’Andriamanitra ananany. Nilaza i Jesoa fa ny Zanak’ olona dia tsy maintsy hijaly mafy, hovonoina ho faty, fa …
→
-
650
II. Ny Fitsanganan-ko velona – tsanganasan’ny Trinite Masina
Ny Aban’ny Fiangonana dia mibanjina ny Fitsanganan-ko velona miainga avy amin’ny maha-Olona-Andriamanitra an’i Kristy izay mbola mijanona miray amin’ny fanahiny sy amin’ny vatany nosarahin’ny fahafatesana : “Amin’ny firaisan’ny fomba aman-toetra maha-Andriamanitra izay …
→
-
651
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
“Raha tsy nitsangan-ko velona i Kristy, dia foana ny toriteninay ary foana koa ny finoanareo” (1 Kôr 15,14). Ny Fitsanganan-ko velona, alohan’ny zavatra rehetra, no anisan’ny fanamarinana izay rehetra nataon’ny Tenan’Izy Kristy …
→
-
652
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Ny Fitsanganan’i Kristy ho velona dia fahatanterahan’ny fampanantenana ao amin’ny Testamenta Taloha [566] sy avy amin’i Jesoa rahateo ihany nandritra ny fiainany teto an-tany [567] . Ny fomba fiteny hoe “araka ny …
→
-
653
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Ny fahamarinan’ny maha-Andriamanitra an’i Jesoa no hamafisin’ny Fitsanganany ho velona. Hoy Izy : “Rahefa voasandratrareo ny Zanak’olona vao ho fantatrareo fa Izaho Ilay Misy” (Jo 8,28). Ny Fitsanganan-ko velon’ ilay Nofantsihana teo …
→
-
654
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Misy endrika roa sosona ny misterin’ny Pakan’i Jesoa : tamin’ny alalan’ny fahafatesany Izy no manafaka antsika amin’ny fahotana, ary tamin’ny alalan’ny Fitsanganany ho velona Izy no manokatra ho antsika ny fidirana ho …
→
-
655
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Farany, ny Fitsanganan’i Kristy ho velona – sy i Kristy nitsangan-ko velona mihitsy – no fototra sy loharanon’ny fananganana antsika ho velona rahatrizay : “ Nitsangan-ko velona avy amin’ny maty tokoa i …
→
-
656
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Ny finoana ny Fitsanganan-ko velona dia mifototra amin’ny zava-niseho izay sady ara-tantara nohamarinin’ny mpianatra noho izy ireo tena nihaona tokoa tamin’ilay Nitsangan-ko velona, no mifono mistery mihoatra ny tsapa sy ny hita, …
→
-
657
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
Nampahafantarin’ny fasana foana sy ny lamba nipetraka teo, fa afaka tamin’ny fatoran’ny fahafatesana sy ny fahalòvana ny vatan’i Kristy, noho ny herin’Andriamanitra. Ireo no nanomana ny mpianatra amin’ny fihaonana amin’ilay Nitsangan-ko velona.
→
-
658
III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona
I Kristy, “ voalohan-teraka tamin’ny maty ” (Kôl 1,18), no fototra iorenan’ny fitsanganantsika ho velona, manomboka izao, amin’ny fanamarinana ny fanahintsika [574] , ary any aoriana any, amin’ny famelomana ny vatantsika [575] …
→
-
659
“ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra”
“Ary rahefa avy niteny tamin’izy ireo i Jesoa Tompo, dia nakarina any an-danitra, ka mipetraka eo an-kavanan ’ Andriamanitra” (Mk 16,19). Efa nomem-boninahitra avy hatrany ny Vatan’i Kristy, tamin’ny fotoanan’ny Fitsanganany ho …
→
-
660
“ Niakatra any an-danitra i Jesoa , mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra, Ray Mahefa ny zavatra rehetra”
Ny voninahitr’ilay Nitsangan-ko velona mbola takona nandritra io fotoana io, dia taratra tamin’ny teniny mifono mistery tamin’i Maria-Madelenina hoe: “Mbola tsy niakatra tany amin’ny Ray aho. Fa mandehàna mankany amin’ny rahalahiko, ka …
→