Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2161 III . Ny anarana kristianina .Ny didy faharoa dia mandidy hanaja ny Anaran’ny Tompo. Masina ny Anaran’ny Tompo.
  2. 2162 III . Ny anarana kristianina .Ny didy faharoa dia mandrara ny fampiasana tsy mendrika rehetra ny Anaran’Andriamanitra. Ny faniratsirana dia mifototra amin’ny fampiasana ny Anaran’Andriamanitra, ny Anaran’i Jesoa-Kristy, ny anaran’i Maria Virjiny ary ny anaran’ny olomasina amin’ny …
  3. 2163 III . Ny anarana kristianina .Ny fianianana tsy marina dia ny miantso an’Andriamanitra ho vavolombelona amin’ny lainga. Ny fianianana tsy to dia fahadisoana lehibe amin’ny Tompo izay tsy mivadika lalandava amin’ny fampanantenany.
  4. 2164 III . Ny anarana kristianina “ Aza mianiana na amin’ny Mpahary, na amin’ny zavaboary, raha tsy amin’ny zavatra marina, ilaina ary atao amim-panajana ” [79] .
  5. 2165 III . Ny anarana kristianina .Amin’ny Batemy ny kristianina no mandray ny anarany ao amin’ny Fiangonana. Ny ray aman-dreny niteraka, ny mpiantoka ary ny Pretra mpiandraikitra voalohany ny paroasy dia hitandrina mba tsy hanome fanampin’anarana hafahafa ny …
  6. 2166 III . Ny anarana kristianina Ny famantarana ny Hazofijaliana “ amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina. Amen ” , no anombohan’ny kristianina ny fivavahany sy ny ataony rehetra.
  7. 2167 III . Ny anarana kristianina .Miantso ny tsirairay amin’ny anarany avy Andriamanitra [80] . “Tsarovinao ny andro sabata mba hanamasina azy. Mandritra ny andro enina no hiasanao sy hanaovanao ny taozavatrao ; fa ny andro fahafito dia …
  8. 2168 I. Ny andro sabata Ny didy fahatelo amin’ny Didy folo no mampahatsiahy ny fahamasinan’ ny sabata : “Ny andro fahafito dia sabata ; fitsaharana tanteraka natokana ho an’ny Tompo” (Eks 31,15).
  9. 2169 I. Ny andro sabata Ny Soratra masina, amin’io teny io dia mampahatsiaro ny fahariana : “Satria ny andro enina no nanaovan’ny Tompo ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao aminy, fa nitsahatra Izy …
  10. 2170 I. Ny andro sabata Ny Soratra masina dia maneho koa amin’ny andron’ny Tompo, ny fahatsiarovana ny fanafahana an’i Israely tamin’ny fanandevozana tao Ejipta : “Ho tsaroanao fa efa andevo tao amin’ny tany Ejipta ianao, ary ny …
  11. 2171 I. Ny andro sabata Nankinin’Andriamanitra tamin’i Israely ny sabata mba hotandremany amin’ny maha famantarana ny fanekem-pihavanana tsy azo ravana azy [82] . Natao ho an’ny Tompo ny sabata, natokana amim-pahamendrehana amin’ny fiderana an’Andriamanitra, amin’ny tsanganasan’ny fahariany …
  12. 2172 I. Ny andro sabata Ny asa amam-pihetsik’Andriamanitra no môdelin’ny asa amam-pihetsik’ olombelona. Raha “niala sasatra” Andriamanitra tamin’ny andro fahafito (Eks 31,17), dia tokony “tsy hiasa” koa ny olombelona sy hamela ny hafa, indrindra ny mahantra hiala …
  13. 2173 I. Ny andro sabata Ny Evanjely dia mitatitra zavatra maro tsy ampoizina izay niampangana an’i Jesoa ho mandika ny lalànan’ny sabata. Kanefa, na oviana na oviana, tsy banga tamin’ny fankamasinana io andro io i Jesoa [85] …
  14. 2174 Ny andron’ny Fitsanganan-ko velona : fahariana vaovao Nitsangan-ko velona avy amin’ny maty i Jesoa, “ny andro voalohany amin’ny herinandro” (Mk 16,2) [88] . Amin’ny maha- “andro voalohany” azy, ny andron’ny Fitsanganan’i Kristy ho velona dia mampahatsiahy ny fahariana voalohany. …
  15. 2175 Ny alahady – fahatanterahan’ny sabata Ny alahady dia miavaka mazava tsara amin’ny sabata izay dimbiasany amin’ny ara-potoana, isan-kerinandro, ary ho an’ny kristianina, dia fanoloana ny didy momba ny fankalazana lanonana. Izy no nanatanteraka, ao amin’ny Pakan’i Kristy, …
  16. 2176 Ny alahady – fahatanterahan’ny sabata Ny fankalazana amin’ny andro alahady dia mitandrina ny didy ara-môraly nosoratan’ny Mpahary ao am-pon’ny olombelona “hanompo Azy amin’ny fomba miharihary, hita maso, ampahibemaso sy ara-potoana amin’ny famantarana ny soa ataony manenika an’izao …
  17. 2177 Ny Eokaristia amin’ny andro alahady Ny fankalazana ny maha-andron’ny Tompo ny Alahady sy ny Eokaristiany no votoatin’ny fiainan’ny Fiangonana. “Ny alahady izay ankalazana ny misterin’ny Paka, araka ny lovam-pampianaran’ny apôstôly, dia tsy maintsy tandremana ao amin’ny Fiangonana …
  18. 2178 Ny Eokaristia amin’ny andro alahady Izany fomban’ny kristianina miara-miangona izany dia nanomboka tamin’ ny fiandohan’ny vanin-potoanan’ny apôstôly [96] . Mampahatsiahy ny Taratasy ho an’ny Hebrio hoe : “Aza mandao ny fiarahantsika miangona toy ny fanaon’ny sasany tsy …
  19. 2179 Ny Eokaristia amin’ny andro alahady “Ny paroasy no ankohonam-piangonana voafaritra mazava ho an’ny mpino, izay narafitra hijoro amin’ny fomba mafy orina amin’ny Fiangonana eo an-toerana, ka ny fiadidiana pastôraly dia nankinina amin’ny Pretra mpiandraikitra voalohany ny paroasy, …
  20. 2180 Ny adidy amin’ny andro alahady Ny didin’ny Fiangonana dia mametra sy manoritra mazava ny Lalànan’ny Tompo : “Ny alahady sy ny andro fety hafa voadidy hohamasinina, dia voadidy handray anjara amin’ny Lamesa ny mpino” [101] . “Mahatanteraka …