III . Ny anarana kristianina

Laharana 2166 amin’ny Katesizy

Ny famantarana ny Hazofijaliana “amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina. Amen”, no anombohan’ny kristianina ny fivavahany sy ny ataony rehetra.

Loharano ôfisialy ↗