III . Ny anarana kristianina
Laharana 2167 amin’ny Katesizy
.Miantso ny tsirairay amin’ny anarany avy Andriamanitra[80].
“Tsarovinao ny andro sabata mba hanamasina azy. Mandritra ny andro enina no hiasanao sy hanaovanao ny taozavatrao ; fa ny andro fahafito dia sabata voatokana ho an’ny Tompo Andriamanitrao. Tsy hanao asa na inona na inona ianao amin’izany” (Eks 20,8-10)[81].
“Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no ho an’ny sabata; ny Zanak’olona dia tompon’ny sabata koa ” (Mk 2,27-28).