III . Ny anarana kristianina
Laharana 2165 amin’ny Katesizy
.Amin’ny Batemy ny kristianina no mandray ny anarany ao amin’ny Fiangonana. Ny ray aman-dreny niteraka, ny mpiantoka ary ny Pretra mpiandraikitra voalohany ny paroasy dia hitandrina mba tsy hanome fanampin’anarana hafahafa ny maha-kristianina. Ny fitondrany ny anaran’olomasina iray no manome môdelim-pitiavana sy miantoka ny fivavahany.