Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2778
I. “Sahia isika manatona amim-pitokiana tanteraka”
Izany herin’ny Fanahy izay mampiditra antsika amin’ny Vavaky ny Tompo izany no ambara ao amin’ny litorzia Tatsinanana sy ny Tandrefana amin’ny alalan’ny fomba fiteny tsara tena kristianina hoe : parrhésia , izay …
→
-
2779
II. “Ray !”
Alohan’ny hahatonga ho antsika io hetsi-panahy voalohany amin’ny vavaky ny Tompo io dia ilaina ny manadio amim-panetren-tena ny fontsika momba ny fiheverana diso sasantsasany “eto amin’ity tany ity”. Ny fanetren-tena no mampahafantatra …
→
-
2780
II. “Ray !”
Afaka miantso an’Andriamanitra hoe “Ray” isika satria Izany no nambara antsika tamin’ny alalan’ny Zanany tonga olombelona ary ny Fanahiny no nampahalala Izany antsika. Izay tsy mety ho voasainan’ny olombelona na mety ho …
→
-
2781
II. “Ray !”
Rahefa mivavaka amin’ny Ray isika, dia miombona Aminy sy amin’i Jesoa-Kristy Zanany [26] . Amin’izany no ahalalantsika Azy sy iekentsika Azy amin’ny figagana vaovao lalandava. Ny teny voalohany amin’ny vavaky ny Tompo …
→
-
2782
II. “Ray !”
Afaka mitsaoka ny Ray isika satria Izy no niteraka antsika indray ho amin’ny Fiainany tamin’ny nananganany antsika ho zanany ao amin’ny Zanany Lahitokana : amin’ny alalan’ny Batemy Izy no mampiray antsika ao …
→
-
2783
II. “Ray !”
Arak’izany, amin’ny alalan’ny vavaky ny Tompo, dia sady mampiseho ny maha-isika amin’ny tenantsika isika no manambara amintsika koa ny Ray [29] : Ry olombelona ô, tsy sahinao ny nanandratra ny tavanao hibanjina …
→
-
2784
II. “Ray !”
Izany fanomezana maimaim-poana amin’ny fananganana ho zanaka izany dia mitaky amintsika ny fibebahana tsy tapaka sy ny fiainam-baovao . Ny mivavaka amin’ny Raintsika dia tokony hampivelatra toetra fototra roa ao amintsika : …
→
-
2785
II. “Ray !”
Fo manetry tena sy matoky no mahatonga antsika “hiverina amin’ny toetran’ny zazakely” (Mt 18,3) : satria ho an’ny “madinika” no nanambaràn’ Andriamanitra ny Tenany (Mt 11,25) : Izany no fandinihana an’Andriamanitra irery, …
→
-
2786
III. Rai“ nay ”
Momba an’Andriamanitra ny hoe Rai“ nay ”. Io mpamaritra io, amintsika, dia tsy manambara fananana tsy akory, fa milaza fifandraisana tena vaovao amin’Andriamanitra.
→
-
2787
III. Rai“ nay ”
Rahefa miantso hoe Rai“ nay ” isika, dia manaiky aloha fa tanteraka ao amin’ny fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay ao amin’i Kristiny ny fampanantenam-pitiavany rehetra nolazain’ny Mpaminany : manjary Vahoaka“ ny ” isika …
→
-
2788
III. Rai“ nay ”
Satria vavaky ny Vahoakany amin’ny “andro farany” ny Vavaky ny Tompo, koa ny hoe Rai“ nay ” dia maneho fa azo antoka marina ny fanantenantsika amin’ny fampanantenana farany ataon’Andriamanitra : ao amin’ilay …
→
-
2789
III. Rai“ nay ”
Rahefa manao ny vavaka hoe Rai“ nay ”, dia amin’ny Rain’i Jesoa-Kristy Tompontsika no ivantanan’ny vavaka ataontsika tsirairay. Tsy manasaraka ny maha-Andriamanitra isika, satria ny Ray no “loharano sy fiandohana” amin’izany, ka …
→
-
2790
III. Rai“ nay ”
Ara-pitsipi-panoratana amam-pitenenana, ny hoe “ anay ” dia ilazana zava-misy iray iombonan’ny maro. Tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ary eken’ireo izay naterany indray tamin’ny rano sy ny Fanahy [38] , tamin’ny alalan’ny …
→
-
2791
III. Rai“ nay ”
Noho izany, na misy aza ny fisaraham-bazana eo amin’ny kristianina, dia mijanona ho fananana iombonana sy antso maika ho an’ny vita batemy rehetra ny vavaka Rai“ nay ”. Noho ny fiombonam-pinoana an’i …
→
-
2792
III. Rai“ nay ”
Farany, raha tena manao tokoa ny vavaka “Rai nay ” isika, dia ho afaka amin’ny toe-tsain’ny samy maka ho azy, satria ny fitiavana izay raisintsika no manafaka antsika amin’izany. Ny hoe “ …
→
-
2793
III. Rai“ nay ”
Tsy afaka hanao ny vavaka Rai“ nay ” ireo vita batemy raha tsy mitondra eo Aminy an’ireo rehetra nanomezany ny Zanany malalany ho azy ireo. Tsy misy fefy ny fitiavan’Andriamanitra, ka tokony …
→
-
2794
IV. “Izay any an-danitra”
Io fiteny ara-baiboly io dia tsy midika toerana (“elanelan-toerana”), fa toe-pisiana ; tsy ny fahalaviran’Andriamanitra fa ny fahamboniana amam-piandrianany. “Tsy ivelan’ny toerana” ny Raintsika, fa “ambonin’izay rehetra” azontsika saintsainina ny amin’ny Fahamasinany. …
→
-
2795
IV. “Izay any an-danitra”
Ny fanehoana an’ohatra ny lanitra dia mamerina antsika amin’ny misterin’ny fanekem-pihavanana izay iainantsika rahefa mivavaka amin’ny Raintsika isika. Any an-danitra Izy, izay Fonenany, koa ny Tranon-dRay izany no “tanindrazantsika”. Avy ao amin’ny …
→
-
2796
IV. “Izay any an-danitra”
Rahefa manao ny vavaka “Rainay any an-danitra” ny Fiangonana, dia miaiky izy fa isika no Vahoakan’Andriamanitra efa mipetraka any an-danitra ao amin’i Kristy Jesoa [50] , miafina miaraka amin’i Kristy ao amin’ …
→
-
2797
IV. “Izay any an-danitra”
Ny fitokiana tsotra sy tsy mivadika, ny fahasahiana amim-panetren-tena sy amin-kafaliana, no toe-panahy mety ho an’izay manao ny vavaka Rainay.
→