III. Rai“ nay ”

Laharana 2786 amin’ny Katesizy

Momba an’Andriamanitra ny hoe Rai“nay”. Io mpamaritra io, amintsika, dia tsy manambara fananana tsy akory, fa milaza fifandraisana tena vaovao amin’Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗