← Lohahevitra rehetra

Rariny

Laharana 27

  1. 1928 Ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny mpiara-belona no miantoka ny fahamarinana ara-piaraha-monina amin’ny fanatanterahany ny fepetra ahafahan’ny fikambanana sy ny isam-batan’olona mahazo ny zon’izy ireo araka ny fomba aman-toetran’izy ireo sy ny fiantsoana azy ireo. Mifamatotra amin’ny …
  2. 1929 I. Ny fanajana ny olombelona Tsy ho azo ny fahamarinana ara-piaraha-monina, raha tsy hajaina ny fahamendrehan’ny olombelona. Ny olona no iafaran’ny tanjon’ny fiaraha-monina, izay narindra ho azy : Nankinin’ny Mpahary amintsika ny fiarovana sy ny fampandrosoana ny …
  3. 1930 I. Ny fanajana ny olombelona Mitaky fanajana ireo zo izay avy amin’ny fahamendrehan’ny maha-zavaboary azy, ny fanajana ny olombelona. Talohan’ny fiaraha-monina sy tsy maintsy ekeny, ireny zo ireny. Manorina ny maha-ara-dalàna amin’ny lafiny môraly ny fahefana rehetra …
  4. 1931 I. Ny fanajana ny olombelona Ny fanajana ny olombelona dia miainga amin’ny fanajana ny fitsipika fototra hoe : “Aoka ny tsirairay hihevitra ny namany ho toy ny "tenany", tsy asiana fanavahana, ka hatao voaloham-piheverana ny fiainany sy …
  5. 1932 I. Ny fanajana ny olombelona Ny adidy hahatonga ho namana ny hafa sy ny hanompo azy amim-pahavitrihana dia manjary maika kokoa indray rahefa ianjadiam-pahasahiranana izy io, na inona na inona izany fahasahiranana izany. “Isaky ny manao izany …
  6. 1933 I. Ny fanajana ny olombelona Mahakasika izany adidy izany koa, ireo tsy mitovy amintsika na amin’ny hevitra na amin’ny atao. Tonga hatramin’ny fitakiana ny famelana ny fahotana ny fampianaran’i Kristy. Mampivelatra ny didim-pitiavana izany, izay tsy inona …
  7. 1934 II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona Noho ny olombelona rehetra noarìna mitovy endrika amin’Andriamanitra, nomena fanahy manan-tsaina iray ihany, dia manana fomba aman-toetra iray ihany sy fiandohana iray ihany izy ireo. Noho izy ireo navotana tamin’ny soron’i Kristy, …
  8. 1935 II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona Ny fitoviana eo amin’ny samy olombelona rehetra dia mifototra indrindra amin’ny fahamendrehan’izy ireo tsirairay sy ny zo avy amin’izany : Na inona na inona endri-panavakavahana mahakasika ny zo fototra maha-olona, na miorina …
  9. 1936 II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona Raha vao tonga teto an-tany ny olombelona, dia tsy hoe ananany avokoa izay rehetra mety ilainy amin’ny fivoaran’ny fiainany, ara-batana sy ara-panahy. Mila ny hafa izy. Maro ny faha-samy hafa miseho amin’ny …
  10. 1937 II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona Anisan’ny drafitr’asan’Andriamanitra ireo faha-samy hafa ireo, satria tiany ny handraisan’ny tsirairay izay ilainy avy amin’ny hafa, ary ireo izay manana “talenta” manokana, dia hampita ny soa avy amin’izany amin’ireo izay mila izany. …
  11. 1938 II.Fitoviana sy faha-samy hafa eo amin’ny olombelona Misy koa ny t sy fitoviana tsy ara-drariny izay mahavoa ny lehilahy sy ny vehivavy an-tapitrisany. Tena fanoherana an-kitsirano ny Evanjely izany : Ny fitovian’ny fahamendrehan’ny maha-olona dia mitaky ny ahatongavan’ ny …
  12. 1939 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny firaisan-kina, antsoina koa hoe “fihavanana” na “fifankatiavan’ny mpiara-monina”, dia takìn’ny fifankatiavana mivantana toy ny mpiray tam-po amin’ny maha-olombelona sy maha-kristianina [47] : Ny hadisoana, “izay mihanaka tokoa amin’izao andro izao”, dia …
  13. 1940 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny voalohany isehoan’ny firaisan-kina dia eo amin’ny fitsinjarana ny soa sy ny karama amin’ny asa. Mitaky ezaka koa izany, ho amin’ny fandaminana ny fiaraha-monina ara-drariny kokoa, izay hampihena tsikelikely kokoa ireo fifanolanana, …
  14. 1941 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Tsy mety ho voavaha afa-tsy amin’ny fanampiana rehetra miendrika firaisan-kina ny olana ara-tsôsialy sy ara-toe-karena : firaisan-kinan’ny mahantra amin’izy samy izy, ny mpanankarena sy ny mahantra, ny mpiasa samy mpiasa, ny mpampiasa …
  15. 1942 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny hasin’ny firaisan-kina dia ambony lavitra noho ny harena ara-pitaovana. Ny Fiangonana, amin’ny fampielezana ny harem-panahy avy amin’ny finoana, dia mamampy avy amin’izany koa ny fampandrosoana ny harena ara-batana, izay amin’izany izy …
  16. 1943 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny mpiara-belona no miantoka ny fahamarinana ara-piaraha-monina amin’ny fanatanterahany ny fepetra ahafahan’ny fikambanana sy ny isam-batan’olona mahazo ny zon’izy ireo.
  17. 1944 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny fanajana olona dia ny mihevitra ny hafa ho “ toy ny tena mihitsy ” . Mitaky ny fanajana ny zo fototra izay avy amin’ny fahamendrehana anaty eo amin’ny olona izany.
  18. 1945 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny fitoviana eo amin’ny samy olombelona rehetra dia mifototra amin’ny fahamendrehan’izy ireo tsirairay sy ny zo avy amin’izany.
  19. 1946 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny faha-samy hafa eo amin’ny samy olombelona rehetra dia anisan’ny fandaharan’Andriamanitra izay mila antsika hifanampy sy hifanohana. Tokony hanentana ny fifankatiavana ny faha-samy hafa.
  20. 1947 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny fitovian’ny fahamendrehan’ny olombelona dia mitaky ezaka mba hampihena ny tsy fitoviana mihoa-pampana ara-piaraha-monina sy ara-toe-karena. Manosika ho amin’ny fanafoanana ny tsy fitoviana vokatry ny tsy an-drariny izany fitoviam-pahamendrehana izany.
  21. 1948 III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona Ny firaisan-kina dia herim-panahy ambony tokoa maha-kristianina. Izy no manatanteraka ny fifampizaràna ny harena ara-panahy mihoatra kokoa noho ny harena ara-pitaovana.
  22. 2437 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny tsy fitovian’ny loharanon-karena sy ny fitaovam-pihariana dia mampisy “hantsana” marina tokoa eo amin’ ny samy firenena [39] . Etsy an-daniny, misy ireo manam-be sy manitatra ny fomba …
  23. 2438 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ankehitriny, antony maro samihafa ara-pivavahana, ara-pôlitika, ara-piharian-karena ary ara-bola, no mahatonga “ny olana ara-piaraha-monina mahahenika ny tany tontolo” [40] . Koa ilaina ny firaisan-kina eo amin’ny samy firenena izay efa manana pôlitika …
  24. 2439 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ireo firenena manankarena dia manana andraikitra lehibe ara-môraly amin’ireo izay tsy afaka miantoka, raha amin’ny herin’ny tenan’izy ireo ihany, ny fitaovana hampandroso azy ireo, na voasakan’ny toe-javatra mahatsiravina teo amin’ny tantara. Adidim-piraisan-kina …
  25. 2440 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ny fanampiana mivantana no anisan’ny valy sahaza ny filana eo no ho eo avy hatrany, tsy araka ny fanao mahazatra, ohatra, vokatry ny loza voa-Janahary, ny valanaretina, sns.. Kanefa tsy ampy izany …
  26. 2441 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ny mampitombo ny fahalalana an’Andriamanitra sy ny fahalalana ny tena ihany no tena fototr’izay rehetra fampandrosoana feno ny fitambaran’ny olombelona rehetra . Io fampandrosoana io no mampitombo ireo harena ara-pitaovana sy ny …
  27. 2442 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Tsy anjaran’ny mpitondra Fiangonana ny mirotsaka mivantana amin’ny fananganana fitondram-panjakana sy amin’ny fandaminana ny fiainam-piaraha-monina. Anjara lahasa amin’ny fiantsoana ny mpino lahika izany, amin’ny fampiasany ny toe-tsaina manombo-javatra avy aminy, iarahany amin’ny …