III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona
Laharana 1946 amin’ny Katesizy
Ny faha-samy hafa eo amin’ny samy olombelona rehetra dia anisan’ny fandaharan’Andriamanitra izay mila antsika hifanampy sy hifanohana. Tokony hanentana ny fifankatiavana ny faha-samy hafa.