III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona

Laharana 1948 amin’ny Katesizy

Ny firaisan-kina dia herim-panahy ambony tokoa maha-kristianina. Izy no manatanteraka ny fifampizaràna ny harena ara-panahy mihoatra kokoa noho ny harena ara-pitaovana.

Loharano ôfisialy ↗