III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona

Laharana 1944 amin’ny Katesizy

Ny fanajana olona dia ny mihevitra ny hafa  ho “toy ny tena mihitsy”. Mitaky ny fanajana ny zo fototra izay avy amin’ny fahamendrehana anaty eo amin’ny olona izany.

Loharano ôfisialy ↗