Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2031 Ny Fiangonana, reny sady mpanabe Fanompoam-pivavahana ara-panahy, ny fiainana ara-môraly . “Manolotra ny tenantsika ho sorona velona, masina sy ankasitrahan’Andriamanitra” [73] isika, ao amin’ny Vatan’i Kristy izay irafetantsika, sy amin’ny fiombonana miaraka amin’ny fanatitry ny Eokaristiany. Amin’ny …
  2. 2032 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Ny Fiangonana, “andry sy fiorenan’ny fahamarinana” (1 Tim 3,15), dia “nandray avy amin’ny apôstôly ny didy malaza navelan’i Kristy ny amin’ny hanambaràna ny marina mahavonjy” [74] . “Adidin’ny Fiangonana ny manambara amin’ny …
  3. 2033 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Ny Fahefan’ny mpitondra Fiangonana mampianatra momba ny môraly, dia mazàna ampiasaina amin’ny katesezy sy amin’ny toriteny, omban’ny fanampian’ny asa soratry ny teôlôjianina sy ny mpanoratra boky masina. Toy izany ny fomba nampitampitana …
  4. 2034 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Ny Evekan’i Rôma sy ny Eveka rehetra, amin’ny maha- “mpampianatra marina azy ireo, nomena ny fahefan’i Kristy, dia mitory amin’ireo vahoaka nankinina amin’izy ireo ny finoana izay tsy maintsy ekena sy ampiharina …
  5. 2035 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Ny ambaratonga fara tampony fandraisana anjara amin’ny fahefan’i Kristy dia iantohan’ny fanomezam-pahasoavana tsy feteza-mandiso momba ny fampianarana . Manenika faran’izay lavitra tahaka ny tahirim-Panambaràn’Andriamanitra koa io tsy feteza-mandiso io [77] ; ary …
  6. 2036 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Manenika ireo didy amam-pitsipika manokana amin’ny lalàna voa-Janahary koa ny fahefan’ny Toniam-pampianarana, satria ny fitandremana azy ireny, izay takìn’ilay Mpahary, dia ilaina amin’ny famonjena. Ny Toniam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fampahatsiahivana ireo didy amin’ny …
  7. 2037 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Ampianarina ny mpino fa ny Lalànan’Andriamanitra, nankinina amin’ny Fiangonana, no lalan’ny fiainana sy ny fahamarinana. Noho izany, manana zo ireo mpino [80] ho ampianarina ny didin’Andriamanitra mahavonjy, izay manadio ny fisainana mandanjalanja, …
  8. 2038 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Amin’ny tsanganasa fampianarana sy fampiharana ny môraly kristianina, dia ilain’ny Fiangonana ny fahafoizan-tenan’ireo mpitondra azy, ny fahaizana amam-pahalalan’ireo teôlôjianina, ny anjara fanampian’ireo kristianina rehetra sy ireo olona tsara sitrapo. Ny finoana sy …
  9. 2039 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Toe-tsaim-panompoana ara-pirahalahiana sy fahafoizan-tena ho an’ny Fiangonana, amin’ny anaran’ny Tompo [82] , no tokony hanaovana ny andraiki-panompoana rehetra. Toy izany koa, kônsiansy mahay mitsara ara-môraly ny asan’ny tena manokana, no tokony hisorohan’ny …
  10. 2040 I. Fiainana ara-môraly sy Toniam-pampianaran’ny Fiangonana Amin’izany no afaka hivelatra eo amin’ireo kristianina ny tena toe-tsaina maha-zanaka eo amin’ny Fiangonana . Izany no fomba tsara ivelaran’ny fahasoavan’ny Batemy izay niterahana antsika teo anivon’ny Fiangonana sy nahatonga antsika ho …
  11. 2041 II. Ny didin’ny Fiangonana Ny didin’ny Fiangonana dia nalahatra eo amin’ny soridalana momba ny fiainana ara-môraly mifamatotra amin’ny fiainana ara-litorzia, ary mivelona amin’izany izy. Ny toetra manokana tsy maintsy atao avy amin’ ireo lalàna manan-kery didian’ny …
  12. 2042 II. Ny didin’ny Fiangonana Ny didy voalohany (“Ny Alahady sy ny andro fety hafa voadidy hohamasinina, tsy maintsy mandray anjara amin’ny Lamesa Masina sy hifady ny asam-panompoana ny mpino”) dia mitaky ny mpino hankamasina ny andro …
  13. 2043 II. Ny didin’ny Fiangonana Ny didy fahefatra (“Amin’ireo andro fivalozana naraikitry ny Fiangonana, ny mpino dia tsy maintsy mifady hena sy mifehy tena amin’ny fifadian-kanina”) no miantoka ny fotoanan’ny famolahan-tena sy fivalozana izay manomana antsika amin’ny …
  14. 2044 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Ny tsy fivadihan’ny vita batemy no toe-piainana fototra amin’ny fitoriana ny Evanjely sy amin’ny fanirahana ny Fiangonana ho amin’izao tontolo izao . Mba hampiharihary eo anatrehan’ny olona ny herim-pahamarinan’ ny hafa-pamonjena sy …
  15. 2045 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Satria ireo kristianina no rantsambatan’ny Vatana, izay i Kristy no Loha [89] , dia mandray anjara amin’ny fandrafetana ny Fiangonana izy ireo, amin’ny alalan’ny faharetan’ny finoan’izy ireo sy ny fomba fiainana amam-pitondran-tenan’izy …
  16. 2046 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Amin’ny alalan’ny fiainan’izy ireo araka an’i Kristy ny kristianina no manafaingana ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra , dia ny “Fanjakan’ny rariny, ny marina ary ny fiadanana” [91] . Tsy mandao ny asa eto an-tany …
  17. 2047 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera . Ny fiainana ara-môraly dia fanompoam-pivavahana ara-panahy. Amin’ ny litorzia sy amin’ny fankalazana ny sakramenta no ahitan’ny asa amam-pitondran-tena kristianina ny sakafony.
  18. 2048 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera . Ny didin’ny Fiangonana dia mikasika ny fiainana ara-môraly sy ny maha-kristianina, miray amin’ny litorzia, ary amin’izany no ivelomany.
  19. 2049 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Ny Fahefan’ny mpitondra Fiangonana mampianatra momba ny môraly dia mazàna ampiasaina amin’ny katesezy sy amin’ny toriteny, miorina amin’ny Didy folo izay manambara ny fototry ny fiainana ara-môraly sahaza ny olona rehetra.
  20. 2050 III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera Ny Papa sy ny Eveka rehetra, amin’ny maha-mpampianatra marina azy ireo, no mitory amin’ny Vahoakan’Andriamanitra ny finoana izay tsy maintsy ekena sy ampiharina eo amin’ny fomba fiainana amam-pitondran-tena. Anjaran’izy ireo koa ny …