III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Laharana 2047 amin’ny Katesizy
. Ny fiainana ara-môraly dia fanompoam-pivavahana ara-panahy. Amin’ ny litorzia sy amin’ny fankalazana ny sakramenta no ahitan’ny asa amam-pitondran-tena kristianina ny sakafony.