III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera

Laharana 2046 amin’ny Katesizy

Amin’ny alalan’ny fiainan’izy ireo araka an’i Kristy ny kristianina no manafaingana ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra, dia ny “Fanjakan’ny rariny, ny marina ary ny fiadanana”[91]. Tsy mandao ny asa eto an-tany anefa izy ireo ; noho izy ireo matoky ny Mpampianany, dia amim-pahitsiana, faharetana sy fitiavana no anatontosany izany.

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗