Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2326
Misoroka ny ady
Anisan’ny fahotana lehibe ny fanafintohinana, raha mitarika an-tsitrapo hanao fahotana lehibe, noho ny asa atao na tsy natao.
→
-
2327
Misoroka ny ady
.Noho ireo fahavoazana amam-pahoriana sy tsy rariny ateraky ny ady rehetra, tsy maintsy ataontsika izay rehetra azo atao amim-pahendrena hisorohana izany. Hoy ny vavaky ny Fiangonana : “ Amin’ny mosary sy ny …
→
-
2328
Misoroka ny ady
Ambaran’ny Fiangonana sy ny sain’ny olombelona fa manan-kery lalandava ny lalàna môraly mandritra ny ady ampiasana fitaovam-piadiana. Heloka bevava ny asa amam-pihetsika rehetra iniana atao manohitra ny zon’ny olona sy ny fitsipi-pitondran-tena …
→
-
2329
Misoroka ny ady
“ Ny fifaninanana mampiasa fitaovam-piadiana dia loza faran’izay mampitebiteby ny olombelona rehetra sy mamohehatra ny mahantra amin’ ny fomba tsy azo leferina ” [81] .
→
-
2330
Misoroka ny ady
“ Sambatra ireo mpampihavana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra izy ireo ” (Mt 5,9).
→
-
2331
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
“Andriamanitra dia fitiavana, ka ao amin’ny Tenany ihany Izy no miaina ny misterin’ny fiombonana sy ny fitiavana. Tamin’ny nahariany ny maha-olombelona ny lehilahy sy ny vehivavy hitovy endrika Aminy (...) no nandraiketany …
→
-
2332
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
Miseho amin’ny lafiny rehetra momba ny olombelona ny maha-lahy na maha-vavy , ao amin’ny firaisan’ny vatany sy ny fanahiny. Mahakasika manokana ny fihetseham-po, ny herim-pahazoana amam-pahaizana mitia sy miteraka, ary, amin’ny ankapobeny, …
→
-
2333
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
Anjaran’ny tsirairay, lehilahy sy vehivavy, ny mamantatra sy ny manaiky ny maha-izy azy ho lehilahy na ho vehivavy. Ny faha-samy hafa sy ny fifamenoana ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy, dia atodika any amin’ny …
→
-
2334
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
“Raha vao nahary ny olombelona ho lehilahy sy ho vehivavy Andriamanitra, dia efa nomeny fahamendrehana mitovy izy tsirairay avy na ny lehilahy na ny vehivavy” [3] . “Olona ny olombelona ary mitovy …
→
-
2335
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
Ny olona tsirairay na ny lehilahy na ny vehivavy, izay mitovy fahamendrehana, na dia samy hafa fomba aza, dia endriky ny herin’ Andriamanitra sy ny hamamim-pitiavany. Ny firaisan’ny lehilahy sy ny vehivavy …
→
-
2336
I. “Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo…”
Tonga hampody ny zavaboary amin’ny toe-pahadiovany tany am-piandohana i Jesoa. Tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra Izy no nanazava tamin’ny fomba mazava sy hentitra ny fandaharan’ Andriamanitra: “Efa renareo fa voalaza hoe : "Tsy …
→
-
2337
II. Ny fiantsoan’Andriamanitra ho amin’ny fahadiovam-pitiavana
Ny dikan’ny hoe fahadiovam-pitiavana dia fampiraisana manontolo sy lavorary ny maha-lahy na ny maha-vavy ny olona ao amin’ny tenany, ary avy amin’izany no miray tanteraka ao aminy ny vatana sy ny fanahy …
→
-
2338
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Ny olona madio fitiavana dia mampaharitra ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny herin’aina sy ny herim-pitiavana napetraka ao aminy. Io fahadiovan-toetra tsy misy tomika io no miantoka ny maha-iray tsy mivaky ny …
→
-
2339
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Misy fianarana mifehy tena ny fahadiovam-pitiavana, izay fampianarana amam-panabeazana momba ny fahafahan’ny olombelona. Mazava ny safidy atao : na ny olona mifehy ny firehetam-pony ka mahazo ny fiadanana, na izy mety handevozin’izany …
→
-
2340
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Ilay izay te haharitra tsy hivadika amin’ny fanomezan-toky tamin’ny Bateminy sy hanohitra ny fakam-panahy, dia hitandrina amin’ny fampiasana ny fomba sahaza izany : ny fahalalana ny tena, ny fizàrana mamola-tena araka ny …
→
-
2341
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Ny herim-panahy fahadiovam-pitiavana dia miara-miasa ao anatin’ny tontolon’ny herim-panahy fahalalana onony , izay mikendry ny hamonto fahendrena ireo firehetam-po sy ireo fahalianan’ny nofon’ny olombelona.
→
-
2342
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Tsanganasa lavitr’ezaka ny fifehezan-tena. Tsy azo heverina na oviana na oviana fa ho azo indray maka ihany izy. Mitaky ezaka miverimberina eo amin’ny fotoana rehetra iainana izy [11] . Mety ho mafimafy …
→
-
2343
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Fantatry ny fahadiovam-pitiavana ny lalànan’ny fandrosoana , izay misy fotoana andalavony amin’ny tsy fahalavorariana, ary matetika tokoa amin’ny fahotana. “Isan’andro isan’andro ny olona tsara toe-panahy sy madio fitiavana no mampivoatra ny tenany …
→
-
2344
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Ny fahadiovam-pitiavana no mampiseho ny lahasa ambony dia ambony an’ny tsirairay, sady mitarika ho amin’ny ezaka ara-kolontsaina koa, satria “mifampiankina ny fandrosoan’ny olona tsirairay sy ny fampandrosoana ny fiaraha-monina amin’ny maha-fiaraha-monina azy” …
→
-
2345
Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona
Herim-panahy enti-mitondra tena ny fahadiovam-pitiavana. Fanomezana avy amin’Andriamanitra, fahasoavana , vokatry ny tsanganasan’ny Fanahy koa izy [14] . Ny Fanahy Masina no mahatonga ilay izay nateraka indray tamin’ ny ranon’ny Batemy hanahaka …
→