Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 621 Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy Nanolotra ny Tenany tamin-kalalahana ho famonjena antsika i Jesoa. Nampahafantariny sy notanterahiny mialoha tamin’ny sakafo farany io tolotra io : “ Vatako ity izay hatolotra ho anareo ” (Lk 22,19).
  2. 622 Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy Toy izao ny fanavotan’i Kristy : “ Tonga Izy hahafoy ny ainy ho fanavotana ny be sy ny maro ” (Mt 20,28), izany hoe “ tia ny azy hatramin’ny farany ” (Jo …
  3. 623 Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy Tamin’ny fanekena feno fitiavana an-dRainy, “ hatramin’ny fahafatesana teo amin’ny Hazofijaliana ” (Filip 2,8), no nanatontosan’i Jesoa ny iraka fanoneran’ilay Mpanompo mijaly [501] , izay nanamarina ny be sy ny maro tamin’ny …
  4. 624 Paragrafy 3 . Nalevina i Jesoa-Kristy ”Noho ny fahasoavan’Andriamanitra, dia niaritra ny fahafatesana Izy mba hamonjy ny olombelona rehetra” (Heb 2,9). Tao anatin’ny fandaharam-pamonjeny Andriamanitra no nandamina fa tsy hoe “ho faty noho ny fahotantsika” (1 Kor 15,3) …
  5. 625 Ny Vatan-tenan’i Kristy tao am-pasana Ny fitoeran’i Kristy tao am-pasana no maha-fatotra mampiray tokoa ny toetran’i Kristy nijaly talohan’ny Paka, sy ny toetrany be voninahitry ny Fitsanganan-ko velona ankehitriny. Ny tenan’Izy “Velona” ihany no afa-miteny hoe : …
  6. 626 Ny Vatan-tenan’i Kristy tao am-pasana Satria ilay “Tompon’ny aina” izay novonoina ho faty [508] ihany no ilay Velona tokoa izay nitsangan-ko velona [509] , ka tsy maintsy tohizin’ny maha-Olona-Andriamanitra ny Zanak’Andriamanitra ny mizaka ny fanahiny sy ny …
  7. 627 “Tsy havelanao ho tratran’ny fahalòvana ny masinao” Tena fahafatesana tokoa ny fahafatesan’i Kristy noho io namarana ny fisiana maha-olombelona Azy teto an-tany. Kanefa noho ny firaisana izay voatanan’ ny maha-olona ny Zanaka amin’ny Vatany, dia tsy lasan-ko razana toy …
  8. 628 “Niara-nalevina tamin’i Kristy ...” Ny Batemy, izay ny fanatsobohana no famantarana hatrany am-piandohana sy feno, dia midika amin’ny fomba manan-kery ny fidinan’ny kristianina izay maty amin’ny fahotana, ao am-pasana, miaraka amin’i Kristy, mba ho amin’ ny …
  9. 629 “Niara-nalevina tamin’i Kristy ...” Niaritra ny fahafatesana i Jesoa mba hamonjy ny olombelona rehetra [516] . Koa tena ilay Zanak'Andriamanitra tonga Olombelona tokoa no maty sy nalevina.
  10. 630 “Niara-nalevina tamin’i Kristy ...” Nandritra ny nipetrahan’i Kristy tao am-pasana, ny maha-Olona- Andriamanitra Azy dia nanohy mizaka ny fanahiny sy ny vatany na dia nosarahin’ny fahafatesana aza ireo. Izany no tsy “ nahatratran’ny fahalòvana ” ny …
  11. 631 “ Nidina tany ambanin’ny tany i Jesoa-Kristy, ary nitsangana tamin’ny maty, tamin’ny andro fahatelo ” “Nidina tany amin’ny faritra ambanin’ny tany i Jesoa. Izy ilay nidina ihany no Ilay niakatra”. (Efez 4,9-10). Ny Sembolin’ny apôstôly dia manambara ampahibemaso amin’andalan-tenim-pinoana iray ihany ny fidinan’i Kristy tany ambanin’ny tany …
  12. 632 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy Ireo filazana marina miverimberimberina ao amin’ny Testamenta Vaovao izay anehoana fa “nitsangana tamin’ny maty” i Jesoa (1 Kôr 15,20) [518] , dia azo heverina marina fa nitoetra tao amin’ny fonenan’ny maty Izy, …
  13. 633 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy Ny fonenan’ny maty izay nidinan’i Kristy maty, dia antsoin’ny Soratra Masina hoe : ambanin’ny tany, Seoly na Hadesy [521] , satria izay rehetra mitoetra ao dia tsy afaka mahita an’Andriamanitra [522] . …
  14. 634 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy “Notorìna tamin’ny maty koa ny Vaovao Mahafaly…” (1 Pi 4,6). Ny fidinana tany ambanin’ny tany no fanatanterahana, hatramin’ny hafenoany, ny fitoriana momba ny evanjelim-pamonjena. Izany no ambaratonga farany amin’ny iraka maha-Mesia an’i …
  15. 635 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy Nidina tany amin’ny hantsan’ny fahafatesana àry i Kristy [529] , mba “handrenesan’ny maty ny feon’ny Zanak’Andriamanitra, ka ireo izay handre izany dia ho velona” (Jo 5,25). I Jesoa “ilay Tompon’ny aina” (Asa …
  16. 636 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy Amin’ny fiteny hoe “ nidina tany ambanin’ny tany i Jesoa ” , no anambaran’ny semboly fa tena maty tokoa i Jesoa, ka ny fahafatesany ho antsika no nandreseny ny fahafatesana sy ny …
  17. 637 Paragrafy 1. Nidina tany ambanin’ny tany i Kristy I Kristy, maty, amin’ny fanahiny miray amin’ny maha-Olona-Andriamanitra Azy, dia nidina tany amin’ny fonenan’ny maty. Namoha ny varavaran’ny lanitra Izy, ho an’ireo olo-marina izay nialoha lalana Azy.
  18. 638 Paragrafy 2. Nitsangana tamin’ny maty Izy, tamin’ny andro fahatelo “Mitory aminareo ny Vaovao Mahafaly izahay : notanterahin’ Andriamanitra tamintsika zanak’izy ireo ny fampanantenana nataony tamin’ny razantsika : nanangana an’i Jesoa ho velona Izy” (Asa 13,32-33). Ny Fitsanganan’i Jesoa ho velona no …
  19. 639 I. Ny zava-niseho ara-tantara mihoatra ny tsapa sy ny hita Ny misterin’ny fitsanganan’i Kristy ho velona, dia zava-niseho tokoa izay voamarina ara-tantara ny fisehoany, araka ny fanaporofoan’ny Testamenta Vaovao izany. Efa afaka nanoratra toy izao ho an’ireo Kôrintianina i Md Paoly, sahabo …
  20. 640 Ny fasana foana “Nahoana no aty amin’ny maty no itadiavanareo ny Velona ? Tsy eto intsony Izy fa efa nitsangan-ko velona” (Lk 24,5-6). Ao anatin’ny zava-miseho manodidina ny Paka, ny singafototra voalohany tojo dia ny …