Tamin’ny fanekena feno fitiavana an-dRainy, “hatramin’ny fahafatesana teo amin’ny Hazofijaliana” (Filip 2,8), no nanatontosan’i Jesoa ny iraka fanoneran’ilay Mpanompo mijaly[501], izay nanamarina ny be sy ny maro tamin’ny nivesaran’ny Tenany ny helok’izy ireo[502].