Ny fandraisantsika anjara amin’ny soron’i Kristy

Laharana 622 amin’ny Katesizy

Toy izao ny fanavotan’i Kristy : “Tonga Izy hahafoy ny ainy ho fanavotana ny be sy ny maro” (Mt 20,28), izany hoe “tia ny azy hatramin’ny farany” (Jo 13,1), mba ho afaka amin’ny fitondran-tena tsy mahasoa nentim-paharazana izy ireo[500].

Loharano ôfisialy ↗