Trinite Masina
Laharana 36
- 262 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina Ny Fahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho nofo, no manambara fa Ray mandrakizay Andriamanitra, ary iray fombam-pisia-maha-izy amin’ ny Ray ny Zanaka, izany hoe : Andriamanitra tokana ihany Izy ao amin’ ny Ray sy miaraka …
- 263 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina Ny fanirahana ny Fanahy Masina, izay nirahin’ny Ray amin’ny anaran’ ny Zanaka [100] , ary nalefan’ny Zanaka “ avy amin’ny Ray ” (Jo 15,26), no manambara fa Andriamanitra tokana ihany miaraka amin’izy …
- 264 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina “ Avy amin’ny Ray ny Fanahy Masina, amin’ny maha-foto-piandohana voalohany ny Ray, ary amin’ny alalan’ny fanomezana mandrakizay ataon’ny Ray ho an’ny Zanaka, dia avy amin’ny fiombonan’ny Ray sy ny Zanaka Izy ” …
- 265 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina Amin’ny alalan’ny fahasoavan’ny Batemy “ amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ” (Mt 28,19), no voantso isika handray anjara amin’ny fiainan’ny Trinite Sambatra, eto an-tany, ao anatin’ny haizim-pinoana, …
- 266 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina “ Mifototra amin’izao ny finoana katôlika : mitsaoka an’Andriamanitra tokana ao amin’ny Trinite, ary mitsaoka ny Trinite ao amin’ Andriamanitra Tokana, tsy mampifangaro ireo Olona, tsy mampisaraka ny fisia-maha-izy : satria, miavaka …
- 267 IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina Tsy azo sarahina amin’ny maha-izy azy, ireo Olona-Andriamanitra ; tsy azo sarahina toy izany koa izy ireo amin’izay ataony. Kanefa amin’ny asa tokana ataon’Andriamanitra, ny tsirairay dia samy maneho ny maha-izy azy …