IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina

Laharana 264 amin’ny Katesizy

“Avy amin’ny Ray ny Fanahy Masina, amin’ny maha-foto-piandohana voalohany ny Ray, ary amin’ny alalan’ny fanomezana mandrakizay ataon’ny Ray ho an’ny Zanaka, dia avy amin’ny fiombonan’ny Ray sy ny Zanaka Izy”[102].

Loharano ôfisialy ↗